Toe-karena

Soavinandriana: Karatany 3 072 sy titra 200 voazara

Natao ny zoma teo ny fizarana karatany sy titra faobe ao amin’ny faritra Itasy, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Croissance agricole et sécurisation foncière, (Casef)” an’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (Minae) sy ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MDAT), vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Miisa 3 072 ireo karatany […]

VAOVAO TAMBATRA

Efa miverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra any Toamasina, nanomboka, omaly. Tsiahivina fa may ny taribin-jiro ambanin’ny tany, ny alarobia 10 jolay teo, nahatonga ny fahatapahana faobe tao an-tampon-tanàna. Nifanome tanana tamin’ny Jirama ny ambaratongam-pahefana isan-tsokajiny, niasa andro aman’alina. Nahazo sambo haingam-pandeha antsoina hoe Atsantsa 1 ny minisiteran’ny Jono sy […]

Banky iraisam-pirenena: fanamafisana ny fiaraha-miasa

Tonga eto Madagasikara ny iraky ny Banky iraisam-pirenena. Mitarika ny delegasiona, ny tale misahana ny Vondrona ara-toekarena fao­be sy ny varotra ary ny fampiasam-bola, Manuela Fran­cisco. Nihaona tamin’ny praiminisitra, Ntsay Christian, oma­ly atoandro, teny Maha­zoarivo, ny delegasiona. Nire­sahana ny fanohanan’ny Ban­ky iraisam-pirenena an’i Ma­dagasikara amin’ny fampandrosoana ankapobeny ny dinika. Ao […]

Festikate 3: Mampiroborobo ny toekarena ny fizahantany

Hatao any Antsiranana, ny 18 hatramin’ny 28 aogositra ho avy izao, ny hetsika ara-pizahantany lehibe, “Festikate 2024”. Tolotra iray hampiroboroboana ny toekarena amin’ny lafiny fizahantany eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Tanterahina eny amin’ny Helidranon’ny Sakalava any Antsiranana, ny “Festikate” andiany fahatelo. Miara-miombon’antoka amin’ny fikarakarana azy io ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny […]