Toe-karena

Fandraharahana: hitsangana ny « Palais de l’entrepreneuriat »

Ho fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana, hiara-hiasa ny federasion’ny Ante­nimi­eran’ny varotra sy indostria eto Madagasikara (FCCIM) sy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana (MIC) amin’ny fananganana ny Lapan’ny fandraharahana (palais de l’entrepreneuriat). Hitsangana tsy ho ela ny vovonana izay ivon’ny fifanakalozana eo amin’ny mpandraharaha sy ny […]

Fifamoivoizana: hanomboka ny Forum de la mobilité urbaine

Hotontosaina eny amin’ny CCI Ivato, ny 24 sy 25 aprily izao, ny Forum de la mobilitĂ© urbaine du grand Anta­nanarivo. Atrikasa momba ny fanatsarana ny fitaterana an-tanĂ n-dehibe. Tanjona ny hampivoarana ny asa fitaterana eto Antananarivo izay hatomboka amin’ny tetikasa hanatsarana ny fitrandrahana eny amin’ny « rocade ». Misantatra izany ny […]

Tao anatin’ny telo volana: miisa 36 883 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara

Tsy mitsaha-miakatra ny isan’ireo mpizahatany tonga eto Madagasikara. Ny volana marsa teo, miisa 14 550 ireo nitsidika ny Nosy malagasy. Manomboka miarina ny sehatry ny fizahantany eto amintsika. Miakatra miandalana ihany koa ireo antotanisa voaangon’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana. Ny volana marsa teo, nahatratra 14 550 ireo mpizahatany tonga teto […]

MVola: fiaraha-miasa amin’ ny Voiladoc

Mivoatra miitatra hatrany ny sehatry ny fifanakalozam-bola amin’ny alalan’ny finday. Tafiditra ao anatin’ny fampiharana MVola ny Voiladoc. Azon’ny mpanjifa atao, araka izany, ny mahazo ny tolotra avy amin’ny lafiny fahasalamana niomerika. Toy ny fangatahana fotoana handehanana any amin’ny mpitsabo, mandritra ny fotoana rehetra, indrindra ho an’ireo mipetraka any ambanivohitra sy […]

Seranan’i Nosy Be: ampiasaina ny angovo avy amin’ny masoandro

Manana fotodrafitrasa aha­zoana angovo avy amin’ny masoandro ny seranam-piaramanidina any Nosy Be, tantanin’ny orinasa Ravinala Airports. Efa nanomboka ny volana marsa teo no nampiasana azy, ahafahana mitsinjo ny tontolo iainana. Ampia­saina hikarakarana ny fifamoivoizana ana habakabaka amin’ny andro mazava ity fotodrafitrasa ity. Fantatra fa hiantoka ny 35% ny herinaratra ilaina […]