Niforona ny taona 2019 ny tahiry Famatsiambola malagasy ho fampiofanana ny mpiasa (FMFP). Natao hanohanana ny orinasa tena madinika, hanofanana ny mpiasa. Mihoatra ny 77 000 ny mpiasa nahazo fiofanana, ka vehivavy ny 49%, tany amin’ny faritra 26, tao anatin’ny 5 taona. Maherin’ny 42 miliara Ar ny famatsiambola avy amin’ny […]
Toe-karena
Nanolana ankizy 12 taona : roa lahy maty voatifitra
Nandositra mpitandro filaminana, namoy ny ainy ireo roa lahy anisan’ny nanolana ankizivavy 12 taona tao amin’ny fokontany Vohipasy, distrikan’i Vohipeno, omaly maraina. Naharay antso avy amin’ny tsara sitrapo ny lehiben’ny fokontany ao an-toerana momba io tranga fanolanana io. Niantso ny zandary avy hatrany ny tomponandraikitry ny fokontany. Fantatra rahateo ny […]
Bajaj nanao taingimbe : nitsoraka tany ambany remorka kamiao
Tokony ho tamin’ny 1 ora sy 30 minitra teo amin’ny boulevard Augagneur, manoloana ny tobin’ny vondrotobim-pileovan’ny zandarimariam-pirenena sy biraon’ny fiarovana “Aro”. Mpamily Bajaj iray no nitondra mpianatra ao amin’ny sampam-piofanana teny Sinoa, barikadimy Toamasina, izay miisa enina mianandahy be izao no indray natsetsiny tao amin’ ilay Bajaj raha tokony ho […]
FAPBM : 21,8 miliara ho an’ny Faritra arovana
Nieren-doza ny tontolo mananaina teto Madagasikara tamin’ny taon-dasa. Nihena ny fanimbana ala na teo aza ny hetsika ara-politika, toy ny fifidianana, ohatra. Tsara amin’ny ankapobeny ! Nilaza ny tale mpanatanteraka (D.E) ny Fikambanana ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM), Raharijaona Alain Liva, fa nahafapo ny […]
FANTINA sy FINTINA
Mety hiakatra ny vidin’ny lavanila eto Madagasikara noho ny fiakaran’ny vidin’ny cacao. Nanimba ny 50% ny vokatra tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy ny fandalovan’ny rivodoza farany teo, toy ny ao amin’ny faritra Sava. Niverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana any amin’ny tetezana Manakolagna (RN5A), nanomboka omaly 9 avrily. Dingana manaraka […]




