Ny lycée J J Rabearivelo sy ny lycée Andoharanofotsy no nandray ireo mpisehatra amin’ny “Ny asako rahampitso”. 5 833 ireo mpianatra hahazo tombontsoa mandritra ny hefarana. 200 mahery ireo mpisehatra hitafa amin’ny mpianatra 2nde amin’ny lycée valo eto Antananarivo momba ny asa sy ny lalana hizorana hahatongavana amin’izany. Misy karazana […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Hampitomboina ny isan’ny fiaramanidina hampiasain’ny Madagascar Airlines. Maika ny ilana azy ireo satria hiditra amin’ny vanim-potoana maha betsaka ny mpizahatany, manomboka ny volana jona ho avy izao. Tsiahivina fa roa sisa ny fiaramanidina eo am-pelantanan’ity orinasam–panjakana ity. Mahatratra 14 250 ha ny velaran-tany voatondraka fanafody hiadiana amin’ny andiam-balala. Voakasik’ izany […]
Medd: Fitaovana ho an’ny VOI
Nidina ifotony tany amin’ny faritra Vakinankaratra, Amoron’i Mania ary Matsiatra Ambony, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Max Andonirina Fontaine, ny 4-8 avrily teo. Notolorana fitaovana ny fikambanam-behivavy, miompy landibe sy mpanenona sady miaro ny ala tapia any amin’ny kaominina Ambohimanjaka, faritra Amoron’i Mania. Notsidihiny koa ny toerana fanodinana lohamenaka […]
Takaitran’ny rivodoza Gamane: nametrahana tetezamby any Manakolagna RN5A
Mihazakazaka ny famerenana amin’ny laoniny ny fifamoivoizana (RN5A sy RN6) any amin’ny tapany avaratry ny Nosy. Anisan’ izany ny fametrahana tetezana vonjimaika any Manakolagna, fivilian-dalana hametrahana fiampitana any Ifasy. Famerenana amin’ny laoniny ny fifamoivoizana. Anisan’ny simban’ny rivodoza Gamane farany teo, ny tetezana any Manakolagna, any amin’ny lalam-pirenena RN5A, PK 99, […]
Tsena : midina ny vidin’entana ilaina andavanandro
Tafidina hatrany amin’ny 2 500Ar ny kilaon’ny vary gasy amin’izao fotoana izao, raha 2 400Ar kosa ny semence sy ny varin’ Ambatolampy. Antony mahatonga izany ny fidirantsika anatin’ny vanim-potoan’ny fararano. Miaka-bokatra ny eto an-toerana ka hiantraika amin’ny vidin’ny vary nafarana ihany koa izany. Mitombo ny tolotra raha oharina amin’ny tinady. Manaraka vanim-potoana […]




