Naneho hevitra ny loholon’i Madagasikara, voafidy, Tsiebo Mahaleo Richard Victor. Aminy, maro ny ezaka tokony hatao hampandrosoana an’i Toliara. « Niangaran’Andriamanitra izahay, nomeny tany lonaka, rano, harena ambanin’ny tany. Aminay, tsy manome zavatra hamono olona ny Mpahary, ka isan’izany ny fasimainty tokony hotrandrahin’ny orinasa Base Toliara ». Notsorin’ny loholona Tsiebo Mahaleo, fa […]
Toe-karena
Asa vaventy : ratsy dia ratsy ny lalana manerana ny Nosy
Lalam-pirenena maro na ireo mampitoka-monina kaomina maro. Mitaraina noho izany ny mpamily rehetra ao anatin’izao fotoam-pahavaratra sy fiavian’ny rivo-doza matetika izao. Na misy aza ny fanamboarana ny ampahany sasany, tena ratsy ny ankamaroan’ny lalana. Manahy ihany koa ny mpandeha maro. Tsy tapaka manolo kojakoja samihafa, toy ny «plaquettes de freins» […]
Jono : mila atao mangarahara ny fifanarahana
Hamafisin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga ny sehatry ny jono, izay mamelona olona 1,5 tapitrisa. Am-polotaonany maro, raha ny fanadihadiana nataon’ny minisitera tsy nisy firindran’asa teo amin’ny sehatry ny jono ka nampisy olana. Koa misokatra ho an’ny mpisehatra rehetra ny minisitera manomboka izao. Jerena akaiky atao mangaraharaha ny fifanarahana […]
Orange – Zah@ Geek : takina ny fifehezana nomerika
Nisokatra tao amin’ny Radisson Blu Tana Waterfront Ambodivona ny faran’ny herinandro teo ny fampisehoana Zah@Geek, fampisehoana tontolon’ny nomerika eo emin’ny asa, nokarakarain’ny Orange Digital Center Madagascar. Nahasarika tanora 3000 mahery izany fampisehoana izany, tanora manana mari-pahaizana ambony mitady asa. Nitarika ny fotoana Rahantanirina Vavitsara Gabriella, minisitry ny Fampianarana teknika sy […]
Tsenam-barotra Agoa: andrasana ny fanondranana ny vokatra hafa
Ny 24 sy 25 janoary 2023 teto Antananarivo ny atrikasa fanamafisana traikefa sy fampahafantarana bebe kokoa momba ny tsenam-barotra Agoa* sy ny fepetra takina amin’izany. Fiaraha-miasa amin’ny Usaid / ATI (Africa Trade and Investment). Atrikasa nokarakarain’ny komity iombonan’ny minisitera maromaro : ny varotra, ny asa, ny toekarena (fadin-tseranana) ary ny […]