Ankehitriny , miatrika krizy momba ny tontolo iainana roa ny tany , dia ny fiovan’ny toetr’andro sy fahasimban’ny zavaboahary . Tokony handray fepetra hiaro ny planeta tany isika noho ny loza efa mihatra amin’izao fotoana. Mila arovana farafahakeliny ny 30 % ny tany alohan’ny taona 2030, hiarovana ny zavaboahary ao […]
Toe-karena
Fisorohana ny aretin’ny biby: veterinera 47 nahazo fiofanana
Mpitsabo veterinera miisa 47, nahazo fampivoarana ny fahaiza-manao amin’ny fanaraha-maso ny aretin’ny biby, tao Mahajanga. Fiofanana izay notanterahina tamin’ ny 19 hatramin’ny 21 desambra lasa teo. Tsiahivina fa avy amin’ny faritra Diana, Sava, Sofia ary Betsiboka izy ireo. Hetsika izay tafiditra amin’ny tetikasan’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina “Sega One health”, mba […]
Fifaninanan’ny fokontany : tanjona ny fahadiovan’ny faritra sy ny fambolen-kazo
Fokontany 11 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana momba ny tontolo iainana maitso nampanaovin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny minisiteran’ny Asa vaventy, naroso tamin’ny 9 aogositra 2022. Nampahafantarina ny valin’izany fifaninanana izany. Tanjona ny hikajiana ny fahadiovan’ny faritra, ka ny fambolen-kazo miisa 250 nozaraina tamin’ ireo fokontany 11, niampy ny […]
Tataon-ketra: tezitra amin’ny depiote ny mpandraharaha
Niaka-peo ny ankamaroan’ireo mpandraharaha vaventy, ny mpanangom-bokatra ary hatramin’ny tantsaha madinika mpikirakira ny fihariana jirofo sy kanelina. Fototr’io fahatezeran’izy ireo io ny nandanian’ny solombavambahoaka, tsy nisy fitsipahana, ny fampitataovana indray ny hetra hampidirina amin’ny fihariana fanondranana vokatra jirofo sy kanelina. Handoavan-ketra 3% ho an’ny mpandraharaha hanondrana vokatra any ivelany, raha […]
Fambolem-bary: tsy ampy rano amin’ny ankapobeny ny faritra maro
Manerana ny Nosy, saika mihinam-bary daholo ny olona nefa atahorana fa mihena hatrany ny tsy fahampiam-bokatra eto an-toerana. Miteraka sakana amin’ny fampandrosoana izany. Fanadihadiana Atahorana ny mosary amin’ny taona 2023, satria tsy ampy betsaka ny voka-bary amin’ireo voalaza fa tena sompitr’i Madagasikara, Ambatondrazaka sy Marovoay. Voalaza fa 10 % amin’ny […]