Toe-karena

Robens Group : mpamokatra masomboly sy mpamboly

Miompana amin’ny famokarana masomboly sy zanakazo ny asan’ny Robens Group hatramin’ny taona 1990. Mi­tarika any amin’ny faharatsian’ny kalitao sy tsy fahampiam-bokatra izay faharatsian’ny masomboly izay. Antoka iray mampahomby ny seha-pamokarana, noho izany, ny fisian’ny zana-kazo, izay efa in-16 izao ny Robens Group sady mpamokatra no mpamboly. Rehefa masomboly, ohatra, fidina […]

CRCO sy CRFIM: hentitra amin’ny fanaraha-maso ny fari-dranomasina

Ny CRCO (1) any Seychelles sy ny CRFIM (2) eto Madagasikara miaraka amin’ny EUNAVFOR Atalanta no miara-mandrindra ny fiarovana ny fari-dranomasina Atsimo Andrefan’ny ranomasimbe Indianina , nomena anarana hoe Levante. Mandritra io fitsirihana ny fari-dranomasina io, manamorina ny Seychelles, ohatra, sambo 19 hitan’ny CRFIM, mampanahy ka nitakiana fisavana. Araka izany, […]

GERP: tsy mihatra ny sazy amin’ny fangalarana gidro

Arovan’ny Gerp, tarihin’ny Pr Ratsimbazafy Jonah sy ny ekipa miaraka aminy, ny gidro any Sambava, Avaratr’i Madagasikara. Voaaro ara-dalàna izy ireo, azo lazaina « manara-penitra » ny fiarovana ireo varika ireo ka tsy voahaza, tsy voasambotra. Karazana gidro samihafa izy ireo, Eulemur coronatus mahasintona mpizahatany sy mpanao fikarohana siantifika maro. Misy 46 […]

Fiaraha-miasa: 55 miliara dolara ny ampiasain’i Etazonia aty Afrika

Manakaiky kokoa an’i Afrika izao ny politikan’ny fitondram-panjakana any Etazonia, izay nentina tamin’ny fivoriana faratampony, tamin’ny tapaky ny volana desambra 2022 lasa teo. 55 miliara dolara ny vola ampiasana aty Afrika ho an’ny telo taona ho avy, ary takina ho mangarahara ny fitantanana izany eo anatrehan’ny kongresy amerikanina. Anisan’ny nandray […]