Toe-karena

INSI: malalaka ny tsenan’ny informatika

Nanao hetsika, fifaninanana manokana, « Hackaton » ho an’ny mpianatra ao aminy, ny sekolim-pirenena ambony momba ny informatika (INSI) eny Ambanidia, ny 20 sy ny 21 desambra teo. Voakasik’ izany ny mpianatra ao amin’ny foibe fianaran’asa. Nilaza Andriamiadana Tantely An­toine, mpampianatra, fa natao ity fifaninanana ity, entina hampivelatra ny saina sy hampiroboroboana […]

“Vary tsinjo mifety”: entanina ny mpivarotra tsy hanararaotra

Natomboka omaly 21 desambra 2022 ny varotra “Vary tsinjo mifety” eny Alasora By Pass, Am­bohi­dahy Ankadindramamy, ary Manjakaray. Amidy 650 Ar ny kapoaka na 2275 Ar ny kilao. Nanapa-kevitra ny Mini­si­teran’ny Fampiroboroboana ny indostria, Varotra sy fanjifana (MICC) fa tanterahina miaraka amin’ny SPM (State Procurement of Madagascar) ny varotra “Vary […]

COI 40 taona: fiaraha-miasa aty amin’ny ranomasimbe Indianina

21 desambra 1982, feno 40 taona ny fanambarana amin’ny fomba ofisialy ny fisian’ny Port –Louis, midika ny fahaterahan’ny Komisiona ranomasimbe Indianina (COI) COI (Commission de l’Océan Indien), milaza ny fahavonana amin’ny fiaraha-miasa misy eo amin’ ny nosy telo : Maurice, Seychelles ary Madagasikara. Fivoriana voalohany tany Port-Louis, manamarika ny dingana […]

Nahampoana: hisintonana mpizahatany

Miverina tsikelikely ireo mpizahatany vahiny mpandeha sambo vaventy, mitsidika ny morontsiraka sasany eto amin’ny Nosy, rehefa tsy hita nandritra ny roa taona, noho ny valanaretina Covid-19. Hatramin’ny volana oktobra tamin’ity taona ity, nisy dimy izao ireo sambo vaventy nandalo teto Mada­gasikara, Ohatra Hanseactic Spirit nandalo tany Taolagnaro, nahitana mpizahatany alemaina […]

Betafo: misokatra ny tsenan’omby

Misokatra ny tsenan’omby ao Betafo, kaominina dimy ao anatin’ny distrika no mahazo tombontsoa avy amin’izany, raha voatery mankany Mandoto na An­tsirabe ireo mpivarotr’omby teo aloha. Tombontsoa azo amin’ity tsena ao Betafo ity ny fisorohana halatr’omby sy hanala fahasahiranana ireo mpivarotr’omby amin’ ny taratasy sy fanarahana ny fahasalaman’ny omby. Fa­nampin’izay, ny […]