Tafapetraka teny Alakamisy Fenoarivo, ny alahady 4 desambra teo, ilay vata mpanova herinaratra lehibe “transformateur SWER”. Taorian’ ny andrana teknika, niverina tamin’ny laoniny ny herinaratra, miainga eo Alakamisy Fenoarivo, mamatsy ny tanàna manamorona ny lalam-pirenena voalohany RN 1 hatrany Soavinandriana Itasy. Misy ampahany tsy mbola miverina kosa ny herinjiro, ny […]
Toe-karena
Tsy araka ny vinavina: tafakatra 9,3% ny fidangan’ny vidim-piainana 2022
Anisan’ny nanamarika ity taona 2022 ity ny ady any Ukraine. Miantraika mivantana amin’ny sehatry ny solika sy ny famatsiana ara-tsakafo, indrindra ny voamaina, toy ny varimbazaha sy ny vary izany. Ho an’ny taona 2023, vinavinaina hitombo ny famokarana anatiny, amin’ny fambolena sy ny indostria. Araka ny tatitry ny Tetibola LFI […]
Oniversiten’ i Toamasina : Filoha vaovao ny dokotera Razanakolona Diny
Tontosa ny asabotsy 3 desambra teo tetsy amin’ny Campus” Barikadimy, ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny filohan’ny oniversiten’ i Barikadimy vaovao, ny dokotera Razanakolona Diny. Filoha faha-8 tamin’ ireo nifandimby nitantana an’ ity Anjerimanotolo ity izy hatramin’ny nisiany, ny taona 1977 ka hatramin’ izao 2022 izao. Ny dokotera Tsizaraina Emile […]
Ortana: fitsidihana an’i Miadanimerina
Mitohy hatrany ny fitsidihana ny toerana manan-tantara sy ny mpampiavaka azy eto Antananarivo sy ny manodidina, karakarain’ny ofisim- paritry ny fizahantany Analamanga (Ortana). Tanjona ny hampiroboroboana ny fizahantany eto an-toerana, ho an’ny malagasy, sady hanomezana lanja ny isan-toerana ihany koa. Eny Miadanimerina, maherin’ny 20 km, atsinanan’ Antananarivo ny toerana hotsidihana […]
Minisitry ny Toekarena sy ny vola : « Mpitantam-bola no miantoka ny fampandehanan-draharaha … »
Manoloana ny mpiasan’ny Antenimierandoholona mbola tsy nandray karama volana novambra 2022, nitondra fanazavana, ny faran’ny herinandro teo ny minisitry ny Toekarena sy ny vola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo, naharay ny fangatahan’izy ireo. Tamin’izany ny nilazan-dRtoa minisitra fa samy manana ny mpitantam-bolany ny Andrimpanjakana tsirairay, HCC, Antenimierandoholoana, Antenimierampirenena, minisitera, sns fa ny […]