Toe-karena

Alaotra Mangoro : tantsaha 3 000 nisitraka hanam-pamokarana

Nizara hanam-pamokarana, masomboly voly avotra sy zezika hiatrehana ny taom-pambolena manaraka ao amin’ny faritra Alaotra Man­goro ny minisiteran’ny Fam­bolena sy ny fiompiana, ny sabotsy teo. Manodidina ny 3 000 ireo tantsaha nisitraka izany. Betsaka ny voka-bary simba taorian’ny filatsahan’ny havandra ny faran’ny volana jona teo. Lasibatra tamin’izay ny tao amin’ny […]

Onitra tsy voaloa: hatao lavanty ilay kamiao

Niroso tamin’ny fanagiazana ny kamiao, fananan’ny mpandraharaha iray any Antsinanangavo, Soanierana Ivongo ny vadintany, ny 8 aogositra teo. Antony, tsy notanterahiny ny didim-pitsarana mandidy azy handoa onitra mitotaly 76 tapitrisa Ar ho an’ny olona, tompona haino aman-jery tsy miankina iray any an-toerana. Toy izao ny fitsinjaran’io vola io. Onitra amin’ny […]

Ambatovy: tantsaha miisa 2 100 nahazo fanampiana

Ao anatin’ny fomba fiasan’ny orinasa Ambatovy ny manampy ireo tantsaha entina hampiroborobona ny seha-piahariany. Tantsaha 2 100 ireo efa nahazo fanampiana avy amin’ity orinasa goavana ity eo amin’ny faritra iasa­ny.Tsy latsa-danja amin’izany ireo nahazo tohana tamin’ny fandraisana anjara tamin’ny tsenaben’ny «FIER-Mada 2023 ». Miisa 15 ny fikambanana tantsaha avy ao amin’ny distrikan’i Moramanga sy […]