Paikady mahomby ho enti-miaro sy mitantana maharitra ny faritra arovana (AP) any amin’ny distrikan’ Andapa, ny fanomezan-danja ny fomba ara-drazana sy ny fandraisana andraikitra ny eny ifotony. Ireo ny tsoa-kevitra nivoitra tany an-toerana nandritra ny fivoriana teo amin’ny minisitera, ny tompon’andraiki-panjakana, ny mponina, ny fikambanana, ny mpitandro filaminana. Teo koa […]
Toe-karena
Asa Avotra Mirindra-Fid : mahavita harona 200 isan-kerinandro i Augustine sy ny namany
Anisan’ny nisitraka ny tetikasa Asa Avotra Mirindra notohan’ny Tahirimbola ho an’ny fampandrosoana, Fid, Rtoa Razafindravao Marie Augustine. Monina any Ankianjabe, any Tranovondrona, distrikan’Isandra. Maty vady izy, manan-janaka dimy. Nambarany fa tsy nahatsapa ny lanja ara-toekarena mikasika ny asa tanana mandrary izy talohan’ny nahazoany fanampiana avy amin’ny tetikasa Asa Avotra Mirindra. […]
BNI : tohanana ny mpandraharaha madinika
Mpiara-miombon’antoka tamin’ny hetsika fihaonambem-paritry ny fandraharahana, na BFR (Business Forum Régionaux) ho an’ny faritra Alaotra Mangoro, Atsinanana ary Analanjirofo ny banky BNI. Nikarakara azy ny EBD M, izay natao tany Toamasina, ny herinandro lasa teo. Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra ny banky BNI, ka nitondra ny teny Rtoa Rakotovao Hanta, talen’ny […]
Hitsidika ny zavaboahary : mpizahatany manana fahasembanana ara-batana
Tonga eto Madagasikara ny vahiny mpizahatany maromaro, manana fahasembanana ara-batana. Hivahiny eto amintsika mandritra ny 12 andro izy ireo, hitsidika ny tontolo voajanahary toy ny any Ranomafana Fianarantsoa, Ifaty sy ny hafa. Mpilatsaka an-tsitrapo mitarika azy ireo nandeha aty amintsika, i Hank Malters, avy any Netherlands. Nambarany, fa fanirian’ny orinasa […]
Fanimbana ala : nidina ifotony ny Ben’ny Ala Antsiranana II
Taorian’ny loharanom-baovao azo, nitsirika teny ifotony ny Ben’ny Ala ao amin’ ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny ala (Dredd) Diana, tany Ankerika, fokontany Ankazomibaboka, kaominina Sakamamy, disitrika Antsiranana II, ny 8 avrily teo. Niaraka taminy koa ny zandarimaria avy any Sakaramy sy ny sefo fokontany. Voamarina fa nisy ny […]




