Ankizy valo taona ny iray ary lehilahy lehibe 60 taona, anisan’ireo valo namoy ny ainy vokatry ny fihotsahan’ny tany tampoka, tao Ambohimangakely, fokontany Mahatsinjo, kaominina Alatsinainikely, distrikan’i Miarinarivo Itasy, ny alakamisy 2 novambra teo. Nanao ny asany toy ny mahazatra ireto mpitrandraka ireto. Niharan-doza tampoka anefa ny 1 novambra tamin’ny […]
Tranga
Nisintona omby : mpirahalahy maty voahitsaky ny lamasinina
Mpirahalahy niara-maty voahosin’ny lamasinina tao Sambaina, distrikan’ i Manjakandriana, omaly. Andro niditra! Mpirahalahy indray niara-namoy ny ainy voahitsaky ny lamasinina teo amin’ny sampanan-dalana mihazo an’Ambohimanga, kaominina Sambaina, distrikan’i Manjakandriana, omaly. Hitondra omby hody izy mirahalahy tamin’ny 4 ora. “Efa nampaneno fampahafantarana ilay lamasinina ka nisintona ny omby noroasiny ilay zandriny”, […]
Fatim-behivavy hita tao anaty gony: fantatra ny fasana nakan’ny mpangalatra ireo razana
Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny zandary momba ilay raharaha fahitana fatim-behivavy roa tanaty gony samihafa, ny sabotsy hariva 28 oktobra 2023, tao Ambararata, kaominina Mahatsinjo, distrikan’i Vondrozo, fantatra ny fasana nakan’ireo mpangalatra ireo razana ireo. Fasana tao Ambatolaza Ampataka, kaominina Mahatsinjo, an’ny fokonolona ao Ambatomilovoka no niavian’ ireo fatim-behivavy roa ireo. Voalaza […]
Anjozorobe : olona roa nalain’ ny jiolahy an-keriny
Jiolahy fito nirongo basy Kalachnikov sy Mass 36 nanao fanamiana miaramila no tompon’antoka tamina raharaha fakana an-keriny tao amin’ny fokontany Antsevakely Atsimo, Marovazaha, Anjozorobe, ny alakamisy hariva tamin’ny 7 ora sy 30 mn. Naharitra adiny iray ny fanafihan’ireo jiolahy raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana. Tsy nifandrenesana ny poa-basy […]
Ahina ny herisetra: manentana ny vahoaka ho tony ny EMMO-FAR
Mitaona ny vahoaka tsy handalo eny Analakely ny EMMO-FAR, anio. “Mety hisy hanapoaka grenady mahery vaika any anaty mpanao fihetsiketsehana ka aleo mitandrina”, hoy izy ireo Nanao fanambarana, teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra, omaly tolakandro, ny avy amin’ny État-major mixte opérationnel de la province d’Antananarivo (Emmo-Far). «Natao izao fanambarana izao ho […]