Tranga

Raharaha Bruelle : ahin’ny fianakaviany ho nisy kolikoly ny famotorana

Maro ny raharaha mafana ao amin’ny faritr’i Toamasina ka mahatonga resabe, anjakan’ny kolikoly any an-toerana. Manahy amin’ny fisian’ny kolikoly sy ny sisi-bola ny havan’ny maty. Naiditra am-ponja vonjimaika, afakomaly, i Bruelle, 17 taona. Voarohirohy tamin’ny tranga nahafaty ny sa­kaizany antsoina hoe Julie, 17 taona, izy. Tonga naka an’i Julie tany […]

Taksiborosy nivadika: vehivavy iray namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo amin’ny fo­kontany Ampikatroka-Amba­to­folaka, kaominina Maham­bo, omaly maraina tamin’ny 08 ora latsaka teo. Tra-doza tamin’izany ny fiara taksiborosy mampitohy an’i Toama­sina saika hihazo an’i Soa­ni­e­rana Ivongo. Nandeha mafy ny fiara ka tafavoaka ny arabe nony tonga teo amin’ny tetezana Siritra, hoy ny fanaza­van’ny zandary misahana ny famotorana. Vokany, […]

Ankazomiriotra : nidoboka am-ponja ilay tovolahy nanolana zaza 10 taona

Naiditra am-ponja vonjimaika ny tovolahy mpanampy tao an-trano nanolana ny zanaky ny mampiasa azy tao Ankazomiriotra, distrikan’i Betafo, afakomaly. Naharay fitarainana tamin’ny ray aman-drenin’ilay zaza ny eo anivon’ny zandary ka nidina ifotony nijery ny zava-nisy ny alakamisy alina. Niharan’ny fanolanana ny zazavavy 10 taona, izay nohamarinin’ny mpitsabo taorian’ny fizahana izany. […]

Nitazona basy: lehilahy iray voasambotra

Tra-tehaky ny zandary tao an-tranony ny lehilahy iray nihazona basy tsy ara-dalàna niaraka tamin’ny bala mahery vaika tao amin’ny tanànan’ An­jazavao, fokontany Mia­rina, kaominina Ilaka Centre, distrikan’Ambositra om­a­ly. Naharay antso tamina tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa misy olona mitana basy sy entana halatra ao amin’io tanàna io. Nanao fisavana […]