Voasambotry ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-paritra Ambilobe, afakomaly, ireo jiolahy telo mpanao trafikana zava-mahadomelina. Voalaza tao anatin’ny tatitra nampitain’ny zandary fa mpamboly sady mpivarotra ary mpifoka izy telo lahy tratra ireto. Nahazo loharanom-baovao momba ny fisian’ireo jiolahy mamboly rongony amina velaran-tany amina hekitara ao Ambilobe ny zandary. Nidina nanao fitsirihana […]
Tranga
Rocade Iarivo: fiara 4×4 tra-doza, naratra ny mpamily
Vao nahafatesan’olona iray ny herinandro lasa teo, fiara tsy mataho-dalana iray indray tra-doza tetsy amin’ny Rocade Iarivo, omaly. Nivadika nananika ny afovoan-dalana nisy andrin-jiro, potika tanteraka, ny fiara 4×4 iray, marika Ford teny amin’ny Rocade Iarivo, omaly hariva, tamin’ny 6 ora sy sasany. Nandeha mafy ilay fiara avy amin’ny lalana […]
Nisitrika tao anaty kizo : voatifitra ireo dahalo mpaka an-keriny
Nitrangana fakana an-keriny ny 22 aogositra sy ny 5 septambra teo, tao amin’ny fokontany Mahatsinjo Sahalemaka, Ambohidratrimo. Avotra teo am-pelatanan’ireo olon-dratsy ireo olona nalaina an-keriny taorian’ny fanomezam-baovao sy ny fikarohana ireo zohy fieren’ireo dahalo. Nitohy hatrany ny fikarohana nataon’ny zandary ka tao anatin’izany no nahafantarana anaran’olona maromaro ahina ho tompon’antoka […]
Dahalo raindahiny : maty voatifitra i Lefaly sy Livakely
Maty rotiky ny balan’ny zandary tao Ambolotarakely, fokontany Mahasoratra, kaominina ambanivohitr’i Sabotsy Ambohitromby, distrikan’Andramasina, afakomaly misasakalina, ny dahalo roa fantatra amin’ny anarana hoe i Lefaly sy i Livakely. Avy nanafika sady nitondra omby ry zalahy tamin’io alina io. Niroso tamin’ny fanarahan-dia ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Andramasina, hanampy ny […]
RN7 : zazavavy maty voadonan’ny 4×4
Maty tsy tra-drano voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana ny zazavavy kely iray teny amin’ny RN7, tsy lavitra an’Ilempona, omaly. Nandeha mafy ny fiara ka tsy nahafehy ny familiana tampoka noho ny antony tsy fantatra ny mpamily. Nifatratra avy hatrany tamin’ny sisin-dalana io fiara io. Lasibatry ny loza niseho ilay zazavavy. Vaky […]