Hotanterahina ao amin’ny kianjan’Analakely Stadium, ny fifaninanana “Baolina kitra ho an’ny Jamba”. Raha ny filazan’ny mpikarakara, Cecifoot no fiantso azy ary tafiditra anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena amin’ny tehina fotsy izy ity. Ireo mpilalao dimy eny ambony kianja ihany no jamba fa mahiratra ny mpiandry harato. Hotanterahina ny alahady ho […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Hotanterahina amin’ny herinandro ambony ny hetsika fanaovam-baksiny miaro amin’ny lefakozatra natokana ho an’ny ankizy latsaky ny 15 taona manerana ny Nosy. Ilaina ny manamafy ny hery fiarovana amin’ny vaksiny atete indroa ao am-bava satria mbola ambony ny tahan’ny fangerena ankalamanjana mampitombo ny fiparitahan’ny loto sy ny otrikaretina. Hisolo toerana ny […]
TARATRY ny KANTO
«Jôkôsô – Festival du Rire». Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ny ankizy tao amin’ny Akany Felana Maitso Ambohibao, no nanokafana ny «Jôkôsô – Festival du Rire» andiany faha-3. Ankoatra izay, nisy ihany koa ny seho niarahana tamin’ny Hery & Doda sy Tojo Renah. Fizarana iarahana amin’ireo vahiny avy any La Réunion kosa […]
Vaovao tambatra
Vonona tanteraka ireo fotodrafitrasa handray ireo «scanner» vaovao hampiasaina ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Efa tafiditra tanteraka amin’ny fampiasana ny tetikasa «100% scanning» i Mahajanga sy i Toliara. Hampifandray ny tantsaha mpamokatra sy ny mpandraharaha, hanamafy ny famokarana mitodika amin’ny tsena. Ireo ny tanjona napetraka tamin’ny fahavitan’ny biraon’ny Antenimieran’ny varotra sy […]
TSELATRA
Lehilahy iray namoy ny ainy nianjeran’ny trano andalam-panorenana tao amin’ny fokontanin’Ambohimiarivo, kaominina ambanivohitr’Antsirabe, ny fiatombohan’ny herinandro teo. Nandrava ny “coffrage” ireo mpanamboatra trano, kinanjo nirodana tampoka ny fotodrafitrasa efa vita. Niezaka nanavotra ny lehilahy voatsindry ny mpamonjy voina sy ny manodidina saingy tsy tana ny ainy. Lehilahy 30 taona hita […]