Tselatra

Tselatra

Mpitondra moto iray nositomina tao amban’ny taxi-be teny Anosizato, omaly maraina. Nikasa hijanona io mpitondra moto io kinanjo tafasitrika tampoka tao ambany fiara. Tsy nisy aina nafoy. Potika ny moto nentin’io tra-doza io. Manaraka fitsaboana ireo zandary telo voatifitra, nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo tao amin’ny kaominina Ankisatsy, distrika Maintirano, […]

Sombim-baovao

Hanainga rahampitso, ho any amin’ny Nosy Maorisy, ny ekipam-pirenena malagasy Makis seven de Madagascar. Hiatrika ny « Africa Men’s tour », taranja rugby, lalaovin’olona fito ireo lehilahy mpilalao. Miray vondrona amin’izy ireo, i Maurice, mpampiantrano, Nigeria, ary i Kenya. Nifarana omaly, tany Antsirabe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A faritra […]

Taratry ny kanto

Hetsika maro no nentin’ny teto Madagasikara nanamarika ny “Fête de la musique”, nandritra ny faran’ny herinandro teo. Samy nahitana hetsika avy ny teny anivon’ireo renivohi-paritany, manerana ny Nosy. Fotoana iray nanomezana lanja manokana ny mozika sy ireo mpahay kanto, mpihira, indrindra ireo vao misandratra. “Fitiavana, Tanindrazana, Fozaorana”. Vokatra vaovao no […]

Fantina sy fintina

Notsiahivin’ny mpisintona lakolosy, Raharimanana Patrick, omaly, tao amin’ny  Facebook  ny voalazan’ny Lalàmpanorenana. Nambarany fa mivory manokana avy hatrany ny Antenimierampirenena ny talata faharoa manaraka ny fanambaran’ny HCC ny vokatry ny fifidianana azy ireo. « Hatsangana amin’izany fivoriana izany ny birao maharitra sy ny filohan’ireo vaomiera. Manana zo hanana ny toeran’ny filoha […]

Teslatra

Tratran’ny andrimasom-pokonolona ny mpamaky trano iray tao amin’ny fokontany Soavinandriana, kaominina Sambava, omaly maraina. Niezaka nanda sy nandositra ny fokonolona nisambotra azy i Lekarany saingy tsy naharesy tosika ary noraisim-potsiny teny aminy ny entana nangalariny. Ramatoa nanatitra sakafo ho an’ny vadiny voafonja nosamborin’ny polisy tao Mahajanga, afakomaly. Nosisihan’io  vehivavy io […]