Lehilahy nikasa hanolan-jaza voasambotry ny mpitandro filaminana tao Port Bergé, nandritra ny lanonan’ny faran’ny taona teo. Narahin’io lehilahy io maso hatrany ilay zazavavy. Nanamparan’ilay lehilahy herisetra rehefa hamonjy fodiana. Vehivavy kilan’ny afo tao an-trano fonenany ny lohany, tao amin’ny fokontany Antaniavo, kaominina Antsirabe, ny 1 janoary teo. Nisotro zava-pisotro mahamamo […]
Tselatra
TSELATRA
Olona telo notanana vonjimaika any am-ponja rehefa nahatrarana entana halatra tao amin’ny fokontany Matiakoho, kaominina Ambilobe, afakomaly. Voasaringotra tamin’ny tranga vaky trano niseho ny 29 desambra lasa teo ireo olona ireo. Tratra tao amin’ny tokantrano ny fahitalavitra halatra sy ny fitaovana hafa. Lehilahy iray namoy ny ainy taorian’ny fialana nenina […]
TSELATRA
Nahitana sambo iray efa potika sy tsy fanta-piaviana tany amoron-dranomasin’i Mahanoro, tao amin’ny fokontany Ankazomirafy, ny 18 desambra 2025 tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany hariva. Efa harafesina tanteraka ary tsy nisy nahafantarana ny momba azy. Tonga teny an-toerana nizaha ifotony ny tomponandraikitra avy ao amin’ny APMF sy ny […]
TSELATRA
Zazakely vao teraka indray no nisy nanary teny an-dalana omaly, tany Ambohinaorina Ankady. Napetrak’ireo tsy mataho-tody tao anaty gony, teo akaikin’ny Tamboho Gasy iray izy io. Mpivady sendra nandalo no nahita ilay gony sy naheno feon-jaza nitomany tao ka nanokatra ilay gony. Zaza vao teraka, mbola tsy niala ny tadim-poitra, […]
TSELATRA
Mpitondra moto voafaokan’ny taxi-be tetsy Pullman Ivandry, omaly tolakandro. Nisongona io fiara fitateram-bahoaka io ity farany. Nahay niala kosa ilay mpitondra moto ka voasoroka ny loza. Nisy fahavoazana ny moto vokatry ny loza. Zazavavy kely vao iray volana sy tapany nisy nanary tao amin’ny fokontany Ambohipierenana Ankazoambo, Ambositra, omaly atoandro. […]




