Mitohy hatrany ny fifaninanana ho an’ireo mpitia tsipy kanetibe. Hotanterahina anio sy rahampitso , ny “Grand open Telma”. Hampiantrano izany ny kianja Para Ivato. Hotolorana lelavola sy fanomezana ireo efatra voalohany. Natokana ho an’olona telo miaraka ny lalao ary misokatra ho an’ireo mpilalao rehetra na manana kara-pilalaovana na tsia. Hotontosaina […]
Tselatra
VAOVAO TAMBATRA
Miahiahy amin’ny asa fivelomany indray ny mpivarotra etsy Analakely sy ny manodidina, manoloana ny toe-draharaha politika amin’izao fotoana. Voahelingelina ny fidiram-bolan’izy ireo. Tsy ampy hanodidina ny tsena ny vola miditra ho azy ireo noho izy voaelingelina amin’ny asa fivelomany. Mikatona manomboka rahampitso 15 okotobra ka hatramin’ny 15 desambra izao ny […]
TARATRY ny KANTO
«Jôkôsô – Festival du Rire». Fizarana ataon’i Gothlieb sy ireo sangany eo amin’ny hatsikana malagasy no hamaranana ny «Jôkôsô – Festival du Rire» amin’ity anio ity. Ankoatra izay, hisy ny fampisehoana ahitana ireo mpanao hatsikana maro samihafa eny amin’ny Plaza Ampefiloha. Anisan’izany i Dadavy, Francis Turbo, Sombiniaina Fotsiny…. «Festival Madajazzcar». […]
FANTINA sy FINTINA
Miantso fifanatonana fa tsy fiziriziriana ny UNDD, araka ny nambaran’ny mpitarika, Manoro Regis, manoloana ny raharaham-pirenena. Niantso ny FFKM koa izy ireo hanelanelana. Tsiahivina fa nomarihina omaly, teny Ivandry ny tsingerin-taona nahafatesan’ny Pr Zafy ka nametrahan’izy ireo fehezam-boninkazo teny amin’ny tsangambato Ambohijatovo. Miantso ny fahamendrehana, ny fahitsiana ary ny etikan’ny […]
Tselatra
Arahi-mason’ny fitsarana, Randriamasinoro Rina, mandra-piandry ny fitsarana azy ny 31 oktobra izao. Niakatra ny fampanoavana tetsy Anosy, omaly ny tenany ary nalaina am-bavany. Tsiahivina fa nohazonina teny Fiadanana, nanomboka ny 2 oktobra teo izy, rehefa nosamborina tetsy Analakely. Dahalo telo lahy voasambotry ny zandary tao Fiadanana, kaominina Tsiafahy, ny […]




