Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Miantso ny vahoaka ho tony lalandava ny AKFM, araka ny fanambarany. Tsy hanaiky ho voasariky ny fihantsiana ny vahoaka. Matoky ny antoko fa vahoaka mandray andraikitra ny Malagasy, mahatsapa izay fantany fa tokony hitantana ny firenena. Manentana koa ny olompirenena tsirairay hanefa ny adidiny ka ho tonga hifidy amin’ny 9 […]

TSELATRA

Tapa-bolana mahery aty aoriana, hita tao An­tsiafabositra ilay mpiasan’ny BNGRC nifampitadiavana teny amin’iny RN4 mihazo an’i Maha­janga. Teny Mahatsinjo no hitan’ny olona ny fiara nentiny. Nilaza izy nandritra ny famotorana nataon’ ny zandary fa hoe nisy naka an-keriny. Nentin’ireo mpaka an-keriny mifindrafindra toerana hatrany izy, raha ny filazany. Misy mampiasa […]

SOMBIM-BAOVAO

Karate. Hotanterahina rahampitso 23 sy ny alahady 24 septambra izao ny fifaninanana « Challengea du Betsileo » andiany faharoa, taranja karate. Ao amin’ ny kianja mitafon’Ambatomena Fianarantsoa no ha­naovana ity fifaninanana ity, karakarain’ny ligin’ny karate-do Matsiatra Ambony, eo ambany fiahian’ny federasiona karate-do malagasy (FKM). Kick-Boxing. Raikitra ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany […]

Vaovao tambatra

Nanamafy ny praiminisitra Ntsay Christian fa voarara tanteraka ny fivarotana ny tanim-panjakana. Anisan’izany ny tany misoratra amin’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana, toy ny an’ny kaominina, ohatra, raha tsy nahazoana alalana mialoha eo anivon’ny filankevitry ny minisitra. Miisa 17.736 ny mpiasa ao anaty sokajy « EFA », nahafeno ny fepetra ho raisina mpiasam-panjakana raikitra. Mandeha […]

TARATRY ny KANTO

« Festival Flamenco Madagascar ». Mitohy amin’ny anio, eny amin’ny IFM Analakely ny hetsika « Festival Flamenco Madagascar ». Fampisehoana manodidina ny “Flamenco Jazz”, iarahana amin’ny Silo no ho hita eny an-toerana, anio. Raha tsiahivina, efa nisy ny hetsika natao teny Ankatso sy teny Ampa­sanimalo, omaly. Ratsimilaho. Tanterahina eny amin’ny Musée de la Photographie […]