Other News

Fid – Distrikan’Ikongo: amboarina ny lalana tena ratsy sy ny lalamby

Anisan’ny toerana iasan’ny Tahirim-bola ho an’ny fampandrosoana (Fid) ny distrikan’Ikongo, faritra Fitovinany. Amin’ny alalan’ny tetikasa « Asa vonjy voina » no hanatanterahana izany, nanomboka ny faramparan’ny volana marsa 2023 teo, nanarenana ny lalana tena ratsy. Nanapotika zavatra ma­ro tany amin’ny dis­trikan’Ikongo ny rivodoza Batsirai tamin’ny taona 2022, indrindra ny trano […]

Bealalana : mpamaky trano roa lahy voasambotra

Noraisim-potsiny tao an-tranony ny jiolahy roa lahy namaky trano tao Bealalana, afakomaly. Niditra an-keriny tao amina tokantrano iray anatin’ny fokontany Antani­ma­nga izy roa ireo. Nobatainy tamin’izany ny fahitalavitra, ny famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny masoandro niampy ny vatoharatra sy zavamaneno. Nanao fitarainana teny anivon’ny mpitandro filaminana ny tompon-trano. Natao ny fikarohana. […]

Toamasina : tra-tehaka ny tambajotran-jiolahy mpamotsy moto halatra

Niampy efatra indray ireo roa lahy efa voasambotry ny mpitandro filaminana tamina raharaha halatra moto nitranga tao Toamasina. Ravan’ny mpitandro filaminana ny tambajotran-jiolahy mpangalatra moto ary ma­madika izany ho toy ny vaovao tao Tanambao V- Toa­masina, ambadikin’ny fiantsonan’ny taksibrosy, afakomaly. Efa dahy ireo voasambotry ny zandary tamin’izany. Manova ny laharan’ny […]

Gadra manao MOP: tratra nanao fanafihana

Tsy mety fay! Nisy andian’olona avy ao Antanetibe Ambohitrarivo sy Akomby, fokontany Malaza, kaominina Avaratsena, nanao fanafihana miharo fandrobana ary fanapotehana fananan’olona ny herinandro teo. Fantatra taorian’ny fanadihadiana fa voafonja mamita asa ivelan’ny fonja (MOP) sy dahalo ireo nampihorohoro ny mponina tao an-toerana. Niroso tamin’ny fikarohana sy ny fisamborana ny […]

Kolejy iray eny Ankadilalana : mpianatry ny Lycée tratra nitsindrona rongony mahery vaika

Mpianatra vao herotrerony amina kolejy iray etsy Ankadilalana tra-tehaky ny polisy noho ny fidorohana sy fitsindronana zava-mahadomelina, afakomaly. Mirongatra tanteraka! Efa miantraika hatrany amin’ny mpianatra vao herotrerony ny fitsindromana ny karazana zava-mahadomelina mahery vaika amin’izao fotoana. Tovolahy iray mpianatra amina kolejy iray etsy Ankadilalana no saron’ny polisy avy ao amin’ny […]