Other News

Fanahimanana Tiaray: “Tsy mbola tara ny famoahana datim-pifidianana”

“Araka ny lalàmpanorenana sy ny And 51 momba ny fifidianana sy ny fitsapankevi-bahoaka, manana 90 andro alohan’ny fifidianana farafahakeliny ny governemanta haka didim-panjakana manaika ny mpifidy”, hoy ny mpahay lalàna, i Fanahimanana Tiaray, teny Antaninarenina, omaly. Voalaza amin’izany koa fa miankina amin’ny vinavina natolotry ny Ceni ny da­tim-pifidianana hatao amin’ […]

Andriamanana Nivoarivony: “Ilaina ny olom-pirenena tomponandraikitra tsy ho voarebireby sy asavorovoron’ny politika”

Mby aiza ny fiatrehana ny fanomanana fifidianana amin’izao? Maneho ny fijeriny ny sekretera jeneralin’ny fikambanana Action sociale pour développer (ASD), Andriamanana Nivoarivony: “Mila miova ny toe-tsaina, mila manana finiavana sy sahy mijoro ary miatrika… Izay no mpisehatra olom-pirenena tomponandraikitra mba tsy ho voarebireby sy asavovoron’ny politika.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): […]

Atrikasa fanoratana : nizara ny fahaizany Ralantoaritsimba Nirina

Tontosa nandritra ny alarobia 26 avrily 2023 ny atrikasa ho an’ny famoronana sy fa­no­ratana, teny amin’ny Tra­nom­bokim-pirenena, nokarakarain’ny Academie Nationa­le des Arts et de la Culture, ANAC. Ralantoaritsimba Ni­rina no nampianatra sy ni­zara ny fahaiza-manaony, nandritra izany atrikasa izany. Mpa­no­ratra sy mpisehatra eo amin’ny literatiora maro samihafa no tonga niatrika […]

« International Jazz Day » 2023 : hanentana ho an’ny tontolo iainana ireo mpiangaly mozika

Mozika tsisy fefy, mozika tsisy fetra… Faheno matetika izay, indrindra rehefa miresaka ny mozika jazz. Marihina isaky ny 30 avrily isan-taona ny Andro maneran-tany ho an’ny mozika jazz. Nanama­rika izany nandritra ny taona maromaro ihany koa ireo mpanakanto sy mpankafy mo­zika eto Madagasikara. Ho an’ity taona ity, hiara-dalana ny mozika […]