Other News

Asa fanasoavana : hizara kanto ny Bandy Baraka Big Band

Fampiarahan-talenta ma­ha­liana hatrany ! Ireo izay nahita na an-dalambe na anaty efitrano, dia samy niaiky ny fahaizan’ireo mpanakanto mi­vondrona ao anatin’ny Bandy Baraka Big Band. Mpana­kan­to mpiangaly karazan-javamaneno tsofina maromaro, ankoatra ireo zavamaneno mahazatra ireto navondron’i Seta Ramaroson anatin’ny Bandy Baraka Big Band ireto. Hisy mantsy ny seho izay hotontosain’izy ireo, […]

Fampirantiana « Lova » : miavaka ny ranty ataon’i François Xavier Gbré

Toerana miavaka sy fomba miavaka no hanehoana sy hanatanterahina ity fampirantiana ny sary maneho ny zava-nisy sy ny zava-misy ity. Hitondra ny olona handinika sy hieritreritra manoloana ny zava-misy ny tanjon’ny mpikarakara, indrindra ny mpaka sary, ao anatin’izao. Tanterahina nanomboka omaly hatramin’ny 14 mey 2023, ny fampirantiana nampitondraina ny lohateny […]

Tsenaben’ny zavamaniry : efa voafandrika ny 60% ny tranoheva

Iray volana tsy higado­nan’ny tsenaben’ny zavamaniry, efa voafandrika ny 60 isan-jaton’ny tranoheva, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra voalohany amin’ity he­tsika “Foire des Plantes” ity, i Baholy Sarah. Hetsika hatao ny 1 hatramin’ny 4 jona ho avy izao, ao amin’ny Lapan’ ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahama­sina. An­diany voalohany ny amin’ity taona […]

« FIM 2023 »: hanome sehatra ny fiarovana ny tontolo iainana

Hiompana betsaka amin’ny fikolokoloana sy fiarovana ny tontolo iainana ao anatin’ny fandraisana andraikitra ny “Foire internationale de Madagascar” (FIM) amin’ity andiana faha-17 ity. Omaly, namory ireo mpandray anjara amin’izany ny mpikarakaraka ny hetsika ka nilaza fa homena sehatra izany, noho izy mahakasika olona maro. “Sambany no hisy anatin’ny FIM izao […]

Rivodoza “Freddy”: 481.461.198 dolara ny fahavoazana

Mahatratra 116.700 ireo traboina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy ta­min’ny fiandohan’ny taona. Betsaka manaraka izay ny fotodrafitrasa potika sy ny fambolena simba. Miisa 7.844.507 ireo olona voa mafy sy monina tany amin’ny toerana nadalovan’ny rivodoza, hoy ny tatitra voaray nandritra ny fanomezana ny taratasim-bola fiantohana ny loza voajanahary teny amin’ny minisiteran’ny […]