Other News

Fanampiana ireo voafonja : haverina ny asa famokarana sy fizarana traikefa

Hamerenana indray ny hasin’ny famokarana eny anivon’ny fonja, mba hahafa­han’ireo voafonja misakafo ara-dalàna. Ireo no tanjona napetraka tamin’ny fifanaovan-tsonia sy fiaraha-miasan’ ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny minisiteran’ny Fitsarana, afakomaly, tetsy Anosy. Natao izao hampihodinana ny fonja tsirairay sy hanenana ny tetibola lanin’ny fanjakana amin’izany. Fa indrindra hanomezana […]

Fifanakalozan-kevitra : jerena ny fampidirana herinaratra ambani­vohitra

Anisan’ny teboka mampandroso ny toerana iray ny fisian’ny herinaratra. Loha­ranon’ny fanodidina ny asa izy ary anisan’ireo miantoka ny fandriampahalemana. Araka izany, nisy ny dikina sy fifanakalozan-kevitra nataon’ny ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Andriamanam­pisoa Solo, sy ny delegasiona avy amin’ny « Kreditanstalt für Wiederaufbau » (Etablis­se­ment de crédit pour […]

Fampiroboroboana ny toekarena: hisokatra ny volana jolay izao ny bankin’ny paositra

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo ny tetikasa bankin’ny paositra. Hisokatra ny volana jolay izao izany ary kendrena handrakotra ny biraon’ny paositra mala­gasy 250 isa manerana ny Nosy. Mitohy hatrany ny asa ataon’ny minisite­ran’ny fampirobo­roboana sy fanovana haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra. Tapaka taorian’ny filankevitry […]