Fampisehoana fiarahana mifaly noho izay 20 taona niarahana izay no atolotry ny tarika AmbondronA ho an’ny mpankafy azy. Misy ny fiaraha-miasa amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fanatanterahana izany. Tontosa omaly, tao amin’ ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny resadresaka ho an’ny mpanao gazety, niarahana tamin’ny solontenan’ny tarika AmbondronA sy ny tomponandraikitra […]
Other News
Fitantanana ny kaominina : manahy ny tsy hisian’ny fifidianana ben’ny Tanàna ny MTS
Naneho ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy tonga saina (MTS), Ratsiraka Roland, omaly. “Ahiana ny tsy hisian’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna eto amin’ny tany sy ny firenena. Anton’izany ny fomba fiasan’ny fanjakana sy ny Ceni amin’izao fotoana izao”, hoy izy. Nohitsiny fa tsy mirindra […]
Depiote Tsaradia Marco : “Mizaka ny fiakaran’ny vidim-piainana ny maneran-tany”
“Ny amin’ny fidangan’ny vidim-piainana no lohahevitra tena nibahan-toerana. Niara-nijery ny vahaolana ny rehetra, fa tsy ny firenena afrikanina sy i Madagasikara ihany. Samy mizaka izany fiakaran’ny vidim-piainana izany ny maneran-tany amin’izao, hatramin’ny firenena mandroso toa an’i Frantsa, i Etazonia… ” Io ny tatitry ny depiote voafidy tany Ampanihy Andrefana, i […]
Fikorontanan’ny lisitry ny mpifidy: notebahan’ny Tim ny rantsan’ny Ceni any Menabe
Nihazo ny faritra Menabe, hatry ny afakomaly, ny filoha nasionalin’ny antoko Tim, Ravalomanana Marc. Nanentana ny olom-pirenena hisoratra anaty lisi-pifidianana ny tenany. Tsy mazava anefa ny fomba fiasan’ny CER sy ny CED any an-toerana. Nivoitra tamin’izany fa ahitana lisitra telo samihafa any Morondava amin’izao fotoana izao. “Tsy mitovy ny isa […]
Hetsika « Tselatra » : lavo i Rostely, dahalo raindahiny
Rotiky ny balan’ny miaramila, avy ao amin’ny 3ème Compagnie d’infanterie Etrotroka, ny dahalo raindahiny atao hoe Rostely, tao amin’ny fokontany Ambohimirafy, kaominina Ambohimandroso, afakomaly. Anatin’ny hetsika « Tselatra » ataon’ny Tafika eo anivon’ireo fari-piarovana rehetra manerana ny Nosy ity nahalavoana an’i Rostely ity. Niampy ny isan’ny mpitandro filaminana naparitaka eny an-kianja. Manao […]






