Tanterahana any amin’ny Mensvic Hôtel, Accra, renivohitr’i Ghana, ny andiany fahatelo amin’ny African Media Initiative III (AFROMEDI). Tetikasan’ny African Forum and Network on debt and development, miaraka amin’ny Africa Centre for Energy Police. Tanjona ny hifampizarana traikefa sy hanatevenam-pahalalana ho an’ny mpampita vaovao momba ny fitantanana ny trosa eo anivon’ny […]
Other News
Miandrivazo -Tsaramaso : ireo mpanangom-bokatra no manapaka
Vokatra iray mampalaza ny faritra Menabe ny tsaramaso hatramin’izay. Anisan’ny nanohana ny famokarana ny AD2M*, ka nitombo ny vokatra tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, saingy tsy betsaka mpanangom-bokatra , araka ny voalazan’ny mpamboly sasany. Tsara ny masomboly nozaraina tamin’ireo tantsaha. Raha nisy nampiasa masomboly 150 kg teo aloha nahazoana 500 kg, […]
Jean Claude Vinson: « Tsy misy ahina amin’ny ala Mikea ny tetikasa Base »
Mivelona anaty ala ny foko mikea any Atsimo Andrefana. Niara-niaina nandritra ny taona maro tamin’ny Mikea i Jean Claude Vinson, malagasy reny sy frantsay ray, mpiaro ny tontolo iainana, sady naman’izy ireo. Aminy, tsy misy ahina, tsy manelingelina velively ny ala Mikea ny tetikasa Base Toliara. Fantantr’i Jean Claude Vinson […]
Fikambanana Ranovory: mivoy ny haiady sy kolontsaina malagasy
Fikambanana mifototra amin’ny fandalana ny kolontsaina, ny fivoizana ny haiady malagasy ary ny zara hasina ny Ranovory. Toy ny fanao isan-taona, hisy ny fifampiarahabana noho ny taom-baovao malagasy, izay hotontosain’ny fikambanana ny 2 avrily ho avy izao, eny amn’ny INJ Carion, manomboka amin’ny 9 ora maraina. « Hanasanay ireo mpikambana rehetra, […]
Fankalazana ny faha-40 taona : hamelona ny tsiaro anaty seho miavaka i Poopy
Ny taona 1983 no nahenoana sy nahitana an-tsehatra voalohany an’i Poopy… Maro ny nitranga teo amin’ny lalany tanaty mozika nandritra izay, ka rariny raha homarihina amin’ny fankalazana manetriketrika izany. Seho goavana no homanin’i Poopy sy ny ekipany, ny 30 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Lapan’ny […]






