Other News

Ady any Ukraine: tsy miova ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy i Russie

“Manaja ny politikan’ny raharaham-bahinin’ny firenena malagasy izahay ary tsy manery ny firenena tsirairay amin’ny safidiny”, hoy i Andreev Andrey Vladimi­ro­vich, masoivohon’i Russie eto Madagasikara. Tsy mampiova ny fiaraha-miasa nisy teo amin’i Rosia sy ny Malagasy hatramin’izay ny zava-misy ankehitriny, na dia nisafidy ny tsy hiandany aminy aza i Madagasikara, manoloana […]

Mba tsy hampidinina an-dalambe ny adihevitra

Hanao ahoana ny ho tohin’ny fakan-kevitra hanatsarana ny zotram-pifidianana? Samy miaiky ny maha zava-dehibe izany ireo mpiantsehatra, samy manaiky ny tokony hanohizana azy. Ho hita eo… Na ahoana na ahoana, politika io: tsy ilaozan’izay paipaika sy kajikajy. Arakaraka ny fifandanjan-kery, ny fivoaran’ny toe-draharaha, ny tanjona kendrena. Tena izay hisian’ny filaminana […]

Ambatolampy : jiolahy dimy nidoboka am-ponja

Naiditra am-ponja ireo jiolahy anisan’ny mampihorohoro amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny kaominina Antakasina, Am­batolampy, ny 27 marsa teo. Nanao fanafihana tao amin’ny fokontany Ambololon­drano, nanaparitaka bala tsy nipoaka ity fikamban-jiolahy ity, ny 19 marsa lasa teo. Tsy nanana fitaovam-piadiana izy ireo saingy nampihorohoro ireo manodidina fotsiny iha­ny. “Milaza ho manana […]

Jly Ranjeva : nizara traikefa tamin’ny mpianatry ny Acmil

Tonga nitsidika sy nizara traikefa tao amin’ny Akade­mia Miaramila (Acmil) Antsi­ra­be, ny talata teo, ny Jly Ranjeva Marcel (efa misotro ronono). Nandray azy ny kaomandin’ny Acmil, ny Jly Pikulas Démosthène. Nisy fifampizarana nataony tamin’ireo mpianatra ho manamboninahitra. Notsindriny ma­nokana ny etika sy ny toe-tsaina maha manamboninahitra rehefa mivoaka ny sekoly. […]