Hotontosaina ao amin’ny Espace Saint Michel, Paris, anio 31 marsa 2023, ny fampisehoana ny sarimihetsika “Fahavalo” sy ny fanolorana ny boky “Feux, fièvres, forêts”. Asa soratra roa samy mitantara ny zava-nisy nandritra ny tolom-panafahana 1947, ary samy nanaitra ny vahiny, indrindra ny tao Frantsa. Ny boky izay nosoratan-dRanjanoro Marie, raha […]
Other News
Dr. R. Fabrice – Kolo saina : « Ilain’ny fandriampahalemana ny toe-tsaina Gasitsara »
Miteraka toe-tsaina vaovao ny fanoloana ny anarana « Malagasy » ho « Gasitsara ». « Ny fandrenesana sy fampiasana io anarana io isan’andro, ampy hanova zavatra lehibe eo amin’ ny fiainan’ny Malagasy », hoy ny Dr. Randriamahenina Fabrice, mpitsabo sady mpandinika momba ny tantara sy ny fiarahamonina. “Rehefa tafapetraka ao amin’ny tsirairay ny toe-tsaina tia karokaroka, […]
Horonantsary “Raini-dedaka”: tanjona ny hanabe ny vahoaka
Tontosa teny amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny 30 marsa 2023, ny fampahafantarana ny “Raini-dedaka”, horonantsary novokarin’ny Beyond Mada, tao anatin’ny fiaraha-miasa tamin’ny fikambanana Masoivoho, amin’ ny tetikasa « Cinema am-pokontany ». « Tanjona ny hitaiza sy hanabe ny olom-pirenena, indrindra ny ankizy, amin’ny alalan’ny kolontsaina », hoy i Anjara Rasoanaivo, Sekretera jeneralin’ny fikambanana Masoivoho. « Mampiala […]
29 marsa 1947 – 29 marsa 2023 : ho lasa fitiavan-taningazana sisa ny an’ny Malagasy
Vao andro vitsy no nilaozana ny 29 marsa. Vanim-potoana heverina fa anisan’ny namaivay tanteraka teo amin’ny fanehoana fitiavan-tanindrazana ho an’ny Malagasy… 76 taona aty aoriana, mbola milaza fa tia an’i Madagasikara hatrany ny Malagasy. Am-bava izay fa ny tena zava-misy marina… Raha vao voakitika io maha Malagasy io, tohina ihany […]
Fivato : “Miteraka fahantrana ny kolikoly”
“Misy manao resaka mihodinkodina. Ireo tsy te hiala amin’ny kolikoly no tena manao an’izay hoe: tsy afaka ny kolikoly, raha mbola firenena mahantra. Diso izany. Ny kolikoly no miteraka ny fahantran’ny firenena”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny fikambanana Fitaizana vatana tomady (Fivato), Radimbielson William, manoloana ny ady amin’ny kolikoly. Tsy […]






