Les Tananariviens se sont étonnés de la présence massive des forces de l’ordre dans plusieurs endroits stratégiques de la Capitale hier. D’après les explications reçues, des bruits ont couru, selon lesquels, une association de jeunes dénommée « Fandresena ho an’i Madagasikara », a fomenté une mobilisation générale contre la hausse des prix, nécessitant […]
Other News
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2023-03-22
“Iray volana ho an’i Gabhy” : famelabelarana ny tohin’ny hetsika
Tontosaina anio eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny hetsika “Ny sora-piainan’i Gabhy”, hetsika tafiditra ao anatin’ny “Iray volana ho an’i Gabhy”. Famelabelarana sy fampahafantarana ny nodiaviny tamin’ny fiainany no hatao amin’izany. Ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, miaraka amin’ny Fikambanan’ny Mpikanto teny sy soratra malagasy na FMTS no mikarakara ny hetsika. […]
Misaona ny baolina kitra : notolorana mari-boninahitra Rakotonirina Désiré na i Dezy Monstre
Niainga omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, hihazo ny faritra Amoron’i Mania, distrikan’i Fandriana niaviany, ny nofo mangatsiakan-dRakotonirina Désiré na i Dezy Monstre, kintan’ny baolina kitra malagasy. Mialoha izany, nisy ny fanolorana mari-boninahitra « Chevalier de l’Ordre National Malagasy» azy. Nitarika izany i Haja André Resampa, minisitry […]
“The Voice Africa” : noraisina an-tanana ny jamba
Manomboka ho hita amin’ny fahitalavitra ny « The Voice Africa » amin’ity volana ity, hahitana ny talentan’ny afrikanina, sady fialamboly. Airtel Africa, iray amin’ireo mpandraharaha amin’ny fifandraisan-davitra sy fikirakirana ara-bola, 14 taona nisy taty Afrika nanambara fa handrasana io fandaharana io manomboka amin’ny 26 marsa 2023. Mpanohana ny fandaharana ny Airtel Africa […]






