Other News

Rugby – XXL Top 20 : adin’ny samy boaty ny lalaon’ny 3FB sy ny Savony

Hitohy rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 20. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifandonan’ny 3FB sy ny STM (Savony). Fifa­nan­drinan’ny samy boaty, ity. Raha ara-taratasy aloha ma­nantombo ny 3FB ary hanala vela ny Savony. Eo ihany koa […]

Volley-JIOI 2023 : hanampy ny ekipa malagasy i Melissa sy i Ricco ary i Ghislai

Fantatra ireo mpilalao hiatrika ny fampivondronana, hiomana amin’ny lalaon’ny Nosy, hatao eto Madagasi­kara, ho an’ny taranja Volley-ball. Mpilalao 20 lahy sy 20 vavy no hifantenana izay handrafitra ny ekipa nasionaly, ho an’ny volley anaty efitrano. 11 hahy sy 8 vavy kosa ho an’ny Beach Volley. Araka ny hita ao anatin’ny […]

Barean’i Madagasikara: hiala tsy ho mpanazatra Atoa Nicolas Dupuis

Mazava ny resaka! Misaraka ny lalan’ny ekipam-pirenena malagasy sy Atoa Nicolas Dupuis. Nanapa-kevitra ny tsy hanavao intsony ny fifanarahana ny tenany raha vao migadona ny volana septambra. Nanambara tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly zoma i Ni­colas Dupuis fa tsy hanavao ny fifanarahana amin’ny ha­naza­rana ny Barea de Mada­gas­car intsony, ny tenany. […]

Olan’ny Karate- Do malagasy : mijoro ara-dalàna ny Federasiona tarihin’i Emile R

“Tsy marina ny filazana fa tsy misy ny federesiona karate-do eto Madagasikara”, hoy Ratefinanahary Emile, filo­han’ny Federasiona malaga­sin’ny Karaté-Do, ny alakamisy 16 marsa lasa teo, teny Tsimbazaza. Nomarihin’izy ireo fa nankatoavin’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena ny fisian’ny Federasiona izay tarihin’i Emile Ratefina­nahary, nandritra ny fivoriambe tsy ara-potoana na ny “AG extra ordinaire”, […]