Other News

Fifindra-monina : melohin’ny OIM ny fiondranana tsy ara-dalàna

Mitohy hatrany ny ezaky ny tomponandraikitra ny amin’ny fam­panarahan-dalàna sy fandavorarina ny fifindra-monina sy fivezivezena. Tsy ekeny ary toheriny, indrindra ny fikambanana iraisam-pirenena, ny tsy fanarahan-dalàna rehetra ao anatin’izany. “Efa hatramin’ny taona 2020 no nisian’ny fikasana hifindra monina ho any amin’ny Nosy Mayotte, avy aty Madagasi­kara. Misy no tafiditra antsokosoko […]

Henry Ratsimbazafy 90 taona : hahazo laka ireo hira efa fantatra

Anisan’ny nisongadina tamin’ny tafa nifanaovan’ny mpanao gazety tamin’i Hen­ry Ratsimbazafy, omaly, ny nilazany fa maro ireo mpanakanto efa niara-nihira ta­miny. Misy amin’ireo no ho avy eny amin’ny CCEsca Antanimena, mandritra ilay seho hotanterahina ny 2 avrily izao. Tsy hisy ny hira vaovao hokaloina fa hahazo laka ireo hira efa fantatry […]

Hetsika “Songadina” : mahaliana ny Malagasy ny kolontsainy

Tontosa ny talata 14 marsa 2023, teny amin’ny Ivontoe­ran’ny kolontsaina malagasy na IKM Antsahavola, ny atrikasa mahakasika ny dihy “Baohejy”. Tafiditra ao ana­tin’ ny hetsika “Songadina” fampahafantarana ny kolon­tsaina sy fomba amam-panao mampiavaka faritra sy fari­tany iray izy ity. Ny faritanin’i Maha­jan­ga sy ny faritra Sofia no nampahafantarina teto. “Ko­lontsaina […]

« Tsara hira tsara mozika »: hisy ny fifaninanana mihira gadona bagasy

Tsy matetika ! Saika takona any ambadiky ny hafa hatrany ny bagasy. Iray amin’ireo vahaolana hialana amin’io tranga io ny fanatanterahina fifaninanana. Hanatontosa izany avy hatrany ny Sehatra bagasy. Fanamby napetraky ny mpitantana vaovao eo anivon’ny Sehatra ba­gasy ny hanohy sy hampivelatra, araka izay tratra, ireo ezaka efa natao teo […]