Mpitsara malagasy tae-kwon-do tokana miady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2024), hatao any Paris, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague (Ra-Gonz), mipetraka any Frantsa. “Sarotra ny lalana diavina, mila herim-po sy herin-tsaina”, hoy izy. Gazety Taratra (*) : Any Frantsa ianao Ra-Gonz, mbola manao tae-kwon-do sa efa mpanazatra? Nicolas de Gonzague […]
Other News
Indray mijery
Niditra nianatra ny 6 marsa daholo ireo mpianatra ao amin’ny foibem-pitondram-paritry ny fanabeazam-pirenena Vatovavy, taorian’ny fiatoana nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Freddy. Na nisy aza ireo sekoly simba sy ravan’izany rivodoza izany dia nisitraka tranolay 124 avy amin’ny Unicef sy efatra avy amin’ny Save the children ny faritra ka narafitra natao […]
BAD sy Kanada : manohana ny PME ho an’ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Miara-miombon’antoka ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoa (Bad) sy ny governemanta kanadianina, hanokana tahiry ho fampiroboroboana ny orinasa madinika hivelatra amin’ny sehatra fambolena sy fahaleovantena ara-tsakafo Tsapa fa vonona ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME) hameno ny banga, hamelona ny tontolon’ny tontolo iainana sy hanomezana aina avy amin’ny ny sehatry […]
Fiarovana ny mpanjifa : fahafahana mahazo angovo sy amin’ny vidiny ara-drariny
Miara-mientana amin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany amin’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa (JMDC) ny minisitera misahana ny Fanjifana sy ny Fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Any Toamasina no hanamarihana ny JMDC amin’ity taona ity. Lohahevitra mifandraika amin’ny fanjifana sy ny fiantraikan’izany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana no hanompanana ny fankalazana, ny […]
Saf FJKM Ambanitsena: fihariana iray ny fandrafetana
Mpandrafitra iray ao amin’ny Saf FJKM Ambanitsena no nanome andininy tamin’ny Fikambanan’ny mpanao gazety misahana ny tontolo iainanan (AJE)*. Tonga teny an-toerana ny AJE nanaraka ny zava-misy noho ny fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, orinasa Ambatovy, Star, ary ireo mpiara-miombon’antoka hafa. Mpandrafitra, Atoa Raveloson Maminiaina, mampiasa hazo kininina, pin, grevillea. Mamboly […]






