Other News

Fanampiana ny tantsaha : Vary 50 taonina novidian’ny SPM

Manohana ny tantsaha mpamokatra ny fanjakana, hitondrana vahaolana fohy ezaka momba ny sehatry ny vary. Tonga tao Tsiroanomandidy, ny faran’ny herinandro teo, ny minisitry ny Varotra sy ny fanjifana, Andriamadison Haingotiana, nifanakalo hevitra tamin’ireo tantsaha. Toy ny ao Imerintsiatosika sy Amparafaravola, tapaka fa vidian’ny orinasam-panjakana State Procurement of Madagascar (SPM) […]

Fiompiana : Hanafatra ombivavy beronono 30 000 isa

Hifantoka manokana amin’ny sehatry ny fiompiana ny Drafitra fampiasam-bola ho an’ny fiompiana ho fanavaozana maharitra (PDSEM). Vina lavitr’ezaka, hanatsarana ny taranaky ny biby, ny fahasalamana, ny tsenam-barotra, sns. Miditra amin’ny fanavaozana lehibe ihany koa ny sehatry ny fiompiana amin’ny alalan’ny fandaharanasa PDSEM. Nasongadin’ ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, […]

FANTINA sy FINTINA

Tokony hohafainganina ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena, raha ny fanambaran’ny Komity miaro ny tolona (KMT), notarihin’ny mpandrindra nasionaly, Rakotomavo Lanto, teny Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Eo koa ny fanalana an’ireo mpiray petsapetsa tamin’ny fitondrana teo aloha any amin’ny sampandraharaham-panjakana, sakana amin’ny fanavaozana. Manohana ny fitondrana ny KMT, mahita ny dingana […]

Fanehoan-kevitra: Mitaky ny hiverenan’ny fahefana amin’ny vahoaka ny RDS

Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS). Nambaran’ny filoha nasionaliny, Rakoto Andrianirina Fetison, fa hijoro ho hery mitaky fahamarinan-toerana sy fahamarinana izy ireo. Tsy hanaiky handrava, tsy hanaiky hanarona. « Ha­nangana amin’ny fahendrena sy amin’ny fitsipika mazava ary tsy maintsy miverina amin’ ny […]

Miova vao manova  

Fanovana no hoe imasoana amin’izao? Na fanavaozana… Tsy afa-bela amin’izany ny tontolo politika. Izay tontolo politika izay aza no anisan’ny mahatonga ny krizy politika miverimberina, raha ny fijerin’ny mpandinika sasany. Eny, na eo aza ny rafitra, ny lalàna, ny fomba fiasa… Amin’izao hoe fanavaozana izao, misy ny manao adisisika mafy […]