Other News

Faut-il en arriver là ?

Au beau milieu de l’année universitaire, le président de l’Université d’Antananarivo a pris la décision de fermer l’Ecole polytechnique de Vontovorona, en « cessation de paiement » de bourse d’études, jusqu’à nouvel ordre. Un véritable coup de massue pour la majorité des étudiants non-grévistes et une violation des procédures inacceptable, selon le […]

Fiarovana ny ankizy amin’ny herisetra: mpiasa sosialy 60 nahazo mari-pankasitrahana

Nanampy ny fahaiza-manaony ireo mpiasa sosialy. Mba handray an-tanana ireo ankizy iharan’ny herisetra eto amin’ny Nosy. Natolotry ny Unicef, omaly, teny Ankatso, ny mari-pahaizan’izy ireo. Mpiofana miisa 60 no nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny Unicef, omaly. Natao teny amin’ny Oniversiten’Antana­narivo, Faculté EGS (Toeka­rena, Géologie, Fiarahamo­nina) teny Ankatso, ny lanonana. Nisitraka izany […]

Atsimo Atsinanana : atrehina ny fiovaovan’ny toetr’andro

Notontosaina omaly tao Farafangana, notarihin’ny so­lontenan’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy (Medd), nahitana solontenan’ny prefektiora sy ny faritra, avy amin’ny talem-paritra, sy ireo fikambanana maro sami­hafa.Toy ny tetikasa Giz Pra­da ihany, HIH, MBG, nisy hevitra avy amin’ny maro an’isa noraisina namosaka ny tolo-keviny. Haharitra 48 volana ny tetikasa […]