Other News

Amboasary Atsimo : velaran-tany 1 000 ha hisitraka rano

Noho ny olana ara-tsakafo ateraky ny haintany ao amin’ny distrikan’Amboasary Atsi­mo sy Ambovombe, nanomboka omaly ny asa fanarenana ny lemak’i Behara. Nosan­tarina tamin’ny asa famerenana amin’ny laoniny ny fitarihan-drano amin’io lemaka goavana io, afaka manondraka hatramin’ny velaran-tany 1.000 ha izany, raha 350 ha monja no voatondraka amin’izao fotoana izao. Ho […]

« Rodobe Mafana 2023 » : Mpanakanto am-polony hifampizara sehatra

Ho antonona ve ny toerana ? Izay avokoa ny fanontanian’ireo izay naheno rehetra ny fisian’ilay seho « Rodobe Mafana 2023 ». Hotontosaina anio, manomboka amin’ny 9 ora alina etsy amin’ny Jao’sPub Ambohipo izy io. Miavaka amin’ny mahazatra, satria araka ny anarany dia tena rodoben’ireo mpanakanto tokoa izany. Tarika am-polony no hifandimby an-tsehatra, ahitana […]

IKM Antsahavola: hotohizan’i Hobiana ny atrikasa fanoratana tantara

Nizara ny fahalalany mahakasika ny voambolana Malagasy i Riambola Mitia, ny volana janoary. Nanohy ny atrikasa momba ny fanoratana tantara kosa i Michèle Rakotoson, ny volana febroary. Fantatra kosa fa hotohizan’i Hobiana Andrianimerina izany, rahampitso 11 marsa amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny IKM Antsahavola. Toa ireo namany taloha, mpanoratra […]

Tantara – FJKM Tranovato Ambatonakanga: hisy ny fanompoam-pivavahana amin’ny teny anglisy

Taty amin’ny fiandohan’ny taonjato faha-19, niova ny tantaran’i Madagasikara satria nifandray diplomatika tamin’ny fanjakana anglisy izay iray tamin’ireo firenena natanjaka indrindra eran-tany ny mpanjaka Radama I ary nanao sonia fifanaraham-piarahamiasa taminy. Tafiditra tao anatin’izany ny fangatahany mba handefasana mpahay taozavatra hampianatra asa vaovao ny vahoakany. Tsy nandà koa izy ny […]