Other News

Volley-CAVBZone 7: hanatsara ny fiomanana ny GNVB

Nifarana, omaly, ny fiadiana ny amboaran’i Afri­ka, ho an’ny klioba tompondakan’ny Faritra faha-7, taranja Volley ball. Ha­na­tsara ny fiomanana ny ekipan’ny GNVB, araka ny nambaran’ny mpanazatrany, Razafinjatovo Jean Ho­noré. Tsiahivina fa laharana fahefatra ny GNVB vehivavy ary raraka teo amin’ny ampahefa-dalana kosa ny GNVB lehilahy. Toy izao ny resaka nifanaovana […]

Kitra : hifarana ny 23 septambra ny asan’ny FMF

Tapaka nandritra ny fivoriambe ara-potoanan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra, hifarana amin’ny 23 septambra ny asan’izy ireo. Fivoriambe voalohany sady farany amin’ity taona ity. Notanterahina ny sa­­­botsy 4 marsa 2023 lasa teo ny fivoriambe ara-potoan’ny Federasiona malagasin’ ny baolina kitra (FMF). Ny 23 septambra ho avy izao, hamarana ny asany ny […]

Fahatsiarovana an’i Gabhy : nankalazaina ny faha-90 taona nahaterahany

Tontosa ny tolakandron’ny sabotsy 4 marsa 2023 teo, teny amin’ny CC ESCA An­tanimena ny fampisehoana fahatsiarovana an’i Ghaby. Nandritra io fotoana io ihany koa no nankalazana ny tsingerintaona faha-90 nahatera­han’i Ghaby na Rabehasina Gabriel. Ny fianakaviany, ny niara-nihira taminy ary mpian­galy mozika maro no tonga nanatrika ity fampisehoana ity. Tsapa […]