“Momba ny fifandraisana iraisam-pirenena sy ny masoivoho: olona mahafehy ny diplaomasia no tokony ho amin’izany”, hoy ny filohan’ny Syndicat des corps du ministère des Affaires étrangères (Syncormae) eny anivon’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Andria Razakandrema, manoloana ny fanendren’ny filohan’ny Repoblika ireo ambasadaoron’i Madagasikara any ivelany ato ho ato. Efa nisy fangatahan’ny sendikà […]
Other News
Fahasalamana manakaiky vahoaka: nijery ifotony ny fitsaboana mitety vohitra ny filoha
Nitohy teny Antsonjombe indray, omaly, ny hetsika fitsaboana mitety vohitra “Caravane médicale”, ankoatra ireo efa tanterahina any amin’ireo faritra. Anisan’ireo tonga teny an-toerana ny filoha Rajoelina Andry mivady. Mazava ny toromariky ny filoha amin’izao hetsika izao ny mba hampifanarahana tsara amin’ny aretina mahazo ny marary ny fanafody, omena azy ireo. […]
Tafaporitsaka ny telo… : tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nangalatra vy
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria foibe Toamasina, omaly tamin’ny 1 ora sy 30 mn maraina, tao Anjoma ny iray tamin’ireo jiolahy voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra vy (fer 10). Naharay antso ny polisy fa misy andian-jiolahy tafiditra ao an-tokotaniny mangalatra vy 50 isa. Namonjy ilay toerana misy ireto […]
Nanararaotra amboTeazy : jiolahy roa tratra nanendaka
Tratra ambodiomby teo am-panaovana ny asa ratsiny ireo mpanendaka roa lahy teny Anosizato. Ny sabotsy maraina teo, nanararaotra ny fitohanan’ny fiara ireto olon-dratsy ka nanendaka olona izay tratrany. Nahatsikaritra izany ilay polisy nanao fanamiana sivily tsy lavitra teo. Vokany, noraisim-potsiny teo am-panaovana ny asa ratsiny izy roa lahy ka voasambotra […]
Variana nifandamina… : notrongisin’ny Mazda avy aoriana ilay moto sy taxi
Andro miditra ! Nitrangana lozam-pifamoivoizana nandratra olona teny Ankorondrano, omaly tamin’ny 4 ora maraina teo. Moto iray sy taxi no nifandona teo amin’ity toerana ity. Mafy ny fifandonana satria samy nahitana fahasimbana na ilay taxi na ilay moto. Mbola nifandamina sy nifanazava momba izany ny mpamilin’ilay taxi sy ilay mpitondra […]






