Other News

Rugby – XXL Top 20 : hanokatra ny lalao ny Uscar sy ny 3FAI

Hotanterahina rahampitso ny andro voalohany ho an’ ireo vondrona hafa amin’ny fifaninanana XXL Top 20. Hanokatra ny lalao ny fihaonan’ny Uscar sy ny 3FAI Ambalavao Isotry. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny kianjan’ny Makis Andohata­penaka. Miandry ny ekipan’ ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny rehetra. Naka mpilalao kalaza maro ny ekipan’ny CUA. […]

Alley Hoop FIBA 3×3 : mampiseho ny maha sangany azy ny Ankoay

Nanomboka, omaly, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena  Mahamasina, ny fifaninanana, Alley Hoop FIBA 3×3, taranja basikety. Anisan’ny nandray anjara ny ekipa nasionaly 3×3 Ankoay Senior lehilahy sy ny vehivavy, nitondra ny anarana The Warriors. Mandrafitra ireo ekipa roa ireo ny mpilalao niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ny desambra 2022. Arak’izay, […]

Volley-CAVBZone 7 : raraka tamin’ny manasa-dalana ny GNVB vehivavy

Taorian’ny faharesen’ny ekipan’ny GNVB lehilahy sy ny Stef’Auto, teo amin’ny ampahefa-dalana, resy koa ny GNVB vehivavy, teo amin’ny manasa-dalana. Fi­fa­ninanana hiadiana ny am­boaran’i Afrika, ho an’ny klioba tompondakan’ny faritra faha-7, taranja Volley-ball. Niondrika nanoloana ny Anse Royale Seychelles, ny ekipa malagasy GNVB. Seta 3 no ho 2 no nisarahan’ ny […]