Maro ireo olona traboina mbola tsy tafarina ny fiainany noho ny takaitra navelan’ny rivodoza Cheneso farany teo. Isan’ireo nitondra faisana tamin’izany ny faritra Atsinanana. Manoloana izany indrindra nidina tany amin’iny faritra iny ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy François, nitondra fanampiana sy nankahery ireo traboina, ny asabotsy teo. Araka ny toromarika […]
Other News
Rangahy namono ny vadiny : maty voatifitry ny mpitandro filaminana
Hasarotam-piaro diso tafahoatra. Lehilahy iray nahavita namira zava-maranitra sy namono an-dramatoa vadiny raha nahatazana azy niresaka tamin’ny rain-janany tao Ivandriky, Beroroha. Nandrika ny ra tao amin’ ny fokontany Ivandriky, kaominina Tanandava, distrika Beroroha afakomaly tokony ho tamin’ ny 03 ora tolakandro. Renim-pianakaviana iray manodidina ny 30 taona teo no maty. […]
Tir en l’air du 10 février 2023
Etablissement hôtelier: une première année concluante pour le Groupe Radisson
Le groupe Radisson tire le bilan de sa première année d’existence à Madagascar et entend poursuivre sur sa lancée, en dépit d’un contexte particulier induit par une succession de crise, à l’échelle internationale. Un bilan satisfaisant, après une année d’activité pour le groupe Radisson qui a ouvert trois établissements hôtelier […]
Eco brèves
Les dernières projections économiques, tablent sur un ralentissement du taux d’inflation mondiale passant de 8,8% en 2022 à 6,6% en 2023. La croissance mondiale devrait ralentir à 2,9% en 2023, après avoir été de 3,4% en 2022. En excluant les récessions mondiales de 2009 et 2020, il s’agirait de l’une […]







