Other News

Sans remord ni regret !

Les Barea nous ont fait rêver. Ils ont fait vibrer le cœur des Malagasy et l’Afrique. Dignement, l’équipe nationale a apporté de la grande fierté à tout un peuple. Il faut le dire, Dax et consorts forcent l’admiration et le respect car tout simplement, ils ont réussi là où les […]

Airtel « Quizz Mlay »: fialamboly no fahalalana ankapobeny

Ny 30 janoary 2023, olona telo nambara nahazo loka tamin’ny « Quiz Mlay ». La­lao nampanaovin’ny Airtel ny 13 novambra hatramin’ny 22 desambra 2022. Raholi­volo­lona Andriatsilaizina, Saholy Rasoharimalala sy Rako­toa­risoa Andrianiriana nahazo izany loka izany natolotra teny amin’ny foiben’ny Airtel Ivandry natrehan’ny mpitsara lalao. « Fanohanana sy fanajana ny mpanjifa izao loka […]

Fampandrosoana: mbola vitsy ny mampiasa nomerika (digitalisation)

Malaza eran-tany izao ny fampandrosoana ny toekarena amin’ny fampiasana ny nomerika. Ny Ligue arabe ohatra, manao tolotra maro momba izany. Fantatra izany avy amin’ireo tolotra nataony tamin’ny fivoriana tany Dubaï ta­min’ny herin-taona. Nandray anjara tamin’izany i Madaga­sikara amin’ny fidirana ny fampiasana nomerika (digitale) ho fanovàna ny fampandehanana ny toekarena. Nampahalalana […]

Lavanila – Varotra ivelany : fitsirihana ny kalitao sy ny fenitra takina

Miara-miasa amin’ny fa­dintseranana ny ekipan’ny Sampandraharaha misahana ny kalitao sy fepetra momba ny vokatra (SQC)* eo anivon’ny minisitera misahana ny varotra (MICC) amin’ny fitsirahana ny lavanila sy ireo vokatra hafa mialohan’ny fandefasana ireo vokatra any ivelany. Tafiditra ao anatin’ny politika fanadiovana ny fanondranana izany fitsirahana izany, natao indrindra hanamarinana ny […]