Na efa miverina amin’ny laonina aza ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena RN 6 sy ny RN4, tsy maintsy hamafisina ny fivilian-dalana vonjimaika napetraka. Indrindra, ahina ny hisian’ny rivodoza manaraka indray. Araka ny efa notaterina teto, azo andehanan’ny fiara rehetra, isan’izany ny kamio, ny fivilian-dalana sy ny tetezana vonjimaika any amin’ny lalam-pirenena […]
Other News
Tatitry ny BNGRC: 33 ireo maty, 20 ireo tsy hita popoka
Miisa 33 ireo olona maty vokatry ny rivodoza Cheneso teto amin’ny Nosy. Mahatratra 20 ireo tsy hita popoka tao anatin’izany raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC ( birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza), omaly. Mahatratra 90.870 ireo olona traboina manerana ny Nosy. Mitsinjara amin’ny faritra 17 ny 20.980 amin’izy ireo. […]
Kitra any ivelany: maratra I Ferland Mendy, sahirana i Real Madrid
Fantatra omaly, tao anaty tambajotran-tserasera fa tsy afaka hilalao mandritra ny roa volana i Ferland Mendy, mpilalao Frantsay milalao ao amin’ny Real Madrid Espaina. Araka ny vaovao dia ilay ratra nahazo azy tamin’ny lalao ampahavalon-dalana ny “Coupe du Roi Espagne”, izay nihaonan’ i Real Madrid sy Atletico Madrid no nitarika […]
Fifindran-dRakol ao Mouloudia : neken’ny CFFA ny fandehanany any Algerie
Notanterahina ny alatsinainy lasa teo ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Mouloudia Alger sy ny CFFA, ny amin’ny fifindran-toeran-dRazafindranaivo Koloina, hilalao any Algerie. Mitentina 50.000 Euros na 232 tapitrisa Ar ny teti-bidin’ izao fandehanan’ity mpilalaon’ny CFFA Andoharanofotsy ity izao, hilalao ao Mouloudia mandritra ny 3 taona sy tapany. Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), ben’ny […]
NBA 2023 : misongadina i Doncic
Mamiratra tanteraka i Luka Doncic, mpilalao Basiketin’i Dallas, amin’ny fifaninanana basikety NBA 2023. Nandresy tamin’ny isa 111 no ho 105 an’i Detroit ny Dallas ny alatsinainy lasa teo. Lalao izay tafiditra amin’ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ny kaonferansy andrefana na “Conference Ouest” ny NBA 2023, any Etazonia. […]






