Le Président de la Refondation de la République de Madagascar, le Colonel Michaël Randrianirina, a quitté hier dans la matinée l’aéroport international d’Ivato à la tête d’une délégation officielle, à destination de Libreville (Gabon). Cette mission officielle revêt une importance particulière dans la consolidation des relations diplomatiques entre les deux […]
Other News
Rapport de la Cour des comptes : les députés s’interrogent sur la suite judiciaire à donner
Les contrôles du bon emploi et de la bonne gestion des fonds publics, ont été faits dans les règles par la Cour des comptes, sous l’impulsion du président de la Refondation. Et conformément aux dispositions légales, les résultats d’audit ont été présentés au public dans un rapport détaillé et accablant […]
TSELATRA
Polisim-pirenena 142 isa no nahavita fiofanana mahakasika ny ady amin’ny fanondranana olombelona, omaly. Nanomboka ny 27 avrily 2026 ary nifarana omaly, teny amin’ny sekoly ambony ho an’ny polisim-pirenena Ivato (ENSP) izany. Niaraha-niasa tamin’ny Firenena mikambana (ONUDC) ny fiofanana. Tanjona lehibe ny fiarovana ny mpiray tanindrazana amin’ireo fanararaotana isan-karazany amin’ny fanondranana […]
Voasambotra ny nahavanon-doza : Ankizivavy 13 taona maty naolan’ny rainy
Ankizivavy 13 taona indray no maty ny talata teo noho ny fanolanana nataon’ny dadany niteraka azy, tetsy Ivandry. Raha ny fanazavana voaray, nanomboka nitaraina ho narary io ankizy io ny alarobia 27 mey lasa teo. Anisan’ny nitarainany mafy, tamin’izany, ny tao amin’ny faritry ny mahavehivavy azy, raha ny fanazavan’ny mpiara-monina […]
Norobain’ny jiolahy mitam-basy: Lasa ny vola an-tapitrisa, ramatoa iray naratra
Nandrasan’ny jiolahy dimy manao saron-tava sady mitam-piadiana teo an-tokotany ny mpianakavy avy nitety tsena naka vola, tao amin’ny fokontany Avaratsena, kaominina Tsiroanomandidy, afakomaly tamin’ny 9 ora alina. Hidina ny fiara nitondra azy, tsy nisy nanampo na inona na inona ireo mpivarotra tao anatin’ny fiara avy nanangona vola teny an-tsena ireo. […]






