“Efa niomana sy vonona ho amin’ny fiaraha-miasa amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izahay. Anaovana antso avo anefa ireo malala-tanana mba hanohana eo amin’ny fitaovana sy ny vola, ahafahanay manatanteraka izany”, hoy ny eo anivon’ireo fiarahamonim-pirenena, tamin’ ny alalan-dRalantosoa Florence, omaly, tetsy Ampefiloha. Nambaran’izy ireo fa nanao ny ezaka ny Ceni tamin’ny […]
Other News
Filoha voalohan’ny fitsarana tampony: “Tsy handroso sy hilamina isika raha tsy tan-dalàna…”
Notanterahina, omaly, tetsy Anosy ny fitsarana manetriketrika, nanamarihana ny fiafaran’ny taom-pitsarana 2022 ary nanokafana ny taom-pitsarana 2023. Noraisina tamin’izany koa ny fianianan’ ny filohan’ny fitsarana fandravana sy nametrahana azy amin’ ny toerany. Nambaran’ny filoha voalohan’ny fitsarana tampony, Rakotonavalona Ranary tamin’izany fa mametraka ny lalàna ho ambony izany fanjakana tan-dalàna izany […]
Praiminisitra Ntsay Christian: “Malalaka ny fanehoan-kevitra eto Madagasikara”
Nitondra fanazavana ny raharaham-pirenena ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly. Nambarany tamin’izany fa mipetraka ny demokrasia eto amintsika. “Isika ihany no mahatsapa fa malalaka dia malalaka ny fanehoan-kevitra eto Madagasikara. Ny mpanao politika na vondron’ny mpanao politika na vondron’ny antoko politika malalaka amin’ny fitenenana. Mampiseho izany fa malalaka ny fanehoan-kevitra politika […]
Tir en l’air du 28 janvier 2023
Chan 2022: les Barea toucheront au moins 1,680 milliard d’ariary
Augmenter de 60% le montant des primes offertes aux sélections méritantes au championnat d’Afrique des nations (Chan) 2022, profite à la grande majorité des participantes notamment celles qui sont allées plus loin dans la compétition. Actuellement en quarts de final de leur premier Chan, les Barea seront déjà assurés de […]






