Other News

LALAON’NY NOSY (JIOI 2023) – ANDIANY FAHA-11 MADAGASIKARA – 25 Aogositra – 3 septambra

J-215 amin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), ny rehetra. Efa samy manomana izany avokoa ireo firenena fito hiady izay ho lohany. Handray ny andiany faha-11 i Madagasikara, amin’ity taona ity. Fampiantranoana fanintelony Araka ny tapaky ny vaomiera iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), nivory teto An­tananarivo ny 18 novambra 2022, hotanterahina eto Madagasikara ny […]

Basikety-Esport FIBA: hiatrika famaranana ny Malagasy

Mahomby ny ekipam-pirenena malagasy, miatrika ny fifaninanana Esport Fiba, taranja basikety. Fifaninanana “jeu video” ho an’ny firenena Afrikanina nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Ta­fakatra famaranana ny ekipan-dry Ranto, Timothy, Johan, Andraina ary Franck, rehefa nandresy an’i Côte d’Ivoire, Maraoka ary Egypta. Rahampitso talata 24 ja­noary no hiatrika izany lalao famaranana […]

EST/UJT : manome lanja ny fanabeazana ho olom-banona

:Mampiavaka ny hetsika rehetra ataon’ny «Espoirs Sportifs de Tuléar» (EST) sy ny «Union des Jeunes Tuléaroises» (UJT) ny fanaovana ho zava-dehibe ny fanabeazana ho olom-banona, ho an’ny ankizy, ny tanora, ny ray aman-dreny, izay hitondran’izy ireo fanohanana sy fanampiana. “Misy foana ny fanoroana amin’ny hetsika toy izao mba hitondra fivoarana […]