Other News

“Revy tsy dia fahita firy…”: hanaraka an’i Erick Manana ry Trio Swing sy Ralah’Trio

Mitrandraka tolotra vaovao hatrany. Maro ny tarika natsangany na niarahan’i Erick Manana. Samy manana ny hanitra ho azy raha ny Trio Swing Berlin sy ny Ralah’Trio, izay samy hiaraka an-tsehatra aminy… Tsy lany “pasy” izy raha fikarohana sy fampiarahana talenta… Tarika ivondronana mpanakanto ma­lagasy ny Ralah’Trio, raha toa ka mpanakanto […]

Fandaharan’ny onjam-peo

Ahoana ity fitotongan’ny sandam-bola Ariary ity ? Aiza ny tena olana eo amin’ny se­hatry ny toekarena eto amin­tsika sy ny toeran’ireo mpampiasa vola vahiny ? Mitondra inona eo amin’ny fihariana sy ny toekarena ny fironan’ny maro amin’ny fanorenana toeram-pialamboly toy ny “Espa­ce” na koa fividianana fiara “Sprinter”, hanaovana fitaterana… ? […]

Antoko Farimbona : hanohana ny filoha Rajoelina

“Tsy ampy ny fe-potoam-piasana iray ahazoan’ny filohan’ny Repoblika manatanteraka ireo asa fampandrosoana ary hitarihana ny asa amin’ izany eto amin’ny firenena”, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Farimbona, Razafi­maharo Désiré. Ilaina ny fe-potoam-piasana faharoa ma­naraka hahazoana mananteraka sy mampitohy ireo dingana maro samihafa amin’ny fampandrosana ny firenena. Ny etamazaoro politika rehetra, […]

Mpandrindra ny HVM, Rakotovao Rivo : “Ahafahana manitsy ny lalan-kombana ny toriteny…”

Nanome lesona. Nitondra ny heviny koa ny avy amin’ny fanoherana, ankoatra ireo avy amin’ny mpanohana ny fitondrana, nanao fanehoan-kevitra sesilany. Manana ny fijeriny ny avy amin’ny HVM, Ra­kotovao Rivo. Nambarany fa marary ny firenena matoa miteny ireo raiamandreny ireo. “Tsy aleonao ve misy miteny sy mananatra izy ireo mba ahafahanao […]

Minisitry ny Atitany: miantso fitoniana…

“Manentana ny fikambanana sy ny antoko politika ary ny antokom-pinoana na fiangonana rehetra misy eto amin’ ny tany sy ny fanjakana mba hiara-misalahy hifanome ta­nana ary hanentana ny manodidina azy sy ny vahoaka amin’ny fametrahana filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena, indrindra amin’ny fa­najana ny soatoavina malagasy. Satria ilaintsika izany […]