Other News

Hanokafana ny Base Toliara: mitaky ny zony amin’ny fampan­dro­soana ny kaominina Tsianisiha

Manodidina ny 25.000 ny mponina any amin’ny kaominina Tsianisiha, distrika Toliara II, ahitana fokontany 18. Mangetaheta fampandrosoana izy ireo, saingy manjaka ny tsy fandriampahalemana satria tsy misy ny asa. Ratsy ny vokatry ny fambolena vokatry ny tsy fahampian’ny rano, araka ny fanazavan’ny ben’ny Tanàna, Jummerman antsoina hoe « Dada ». Nahavonjy ny […]

Indray mijery

Ny oniversiten’i Fianarantsoa no nisitraka voalohany ny fanohanana ara-pitaovana ho fanatsarana ny fiantohana ny kalitaom-pampianarana. Noraisan’ny oniversiten’i Fia­narantsoa, afakomaly, ireo fitaovana ireo vokatry ny fiara-miasa avy amin’ny mpamatsy vola sy ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa. Ho fanohizana ny fiofanana efa natao tamin’ny volana novambra lasa teo momba ny […]

VKMM : manamafy kolontsaina ny kabary

Taranja iray ahafahana mampandroso sy mampiroborobo ny kolontsaina malagasy ny kabary. «Betsaka ny tia sy mankafy io taranja io fa vitsy ny mandalina azy», hoy ny mpikabary eo anivon’ny VKMM (Vovonana sy Kia­din’ny Maha-Malagasy), Rako­toarisoa Tsilavina. Ma­ha­faty ny kolontsaina malagasy tanteraka ny habetsahan’ny kolontsaina vahiny sy ny teknolojia mitobaka eto […]

Sekolin’ny fiainana sy sehatra fandalinana mozika : feno 52 taona ny Ny Hosana METM Jerosalema vaovao Itaosy

Mandia ny faha-52 taona nijoroany ankehitriny ny antoko mpihira Ny Hosana METM Jerosalema vaovao Ita­osy, izay manana mpikambana 35 eo ho eo. Manome lan­ja manokana ny seha-panabeazana maha olona feno (va­tana sy saina ary fanahy). Nomarihin’i Mamisoa, filo­han’ny Ny Hosana METM Jerosalema vaovao Itaosy fa sehatra iray malalaka ahafahana manabe […]

“Fespaco 2023” : voafantina ny sanganasan’i Hary Joël

Tafiditra ao anatin’ny hofidina mandritra ny “Fespaco 2023” andiany faha-28 ny sanganasan’i Hary Joël na Rakotovelo Andriaminosoa Hary Joël. Ny «Fespaco» na «Festival panafricain du cinéma et de la télévision de Oua­ga­dougou» dia fetiben’ny sa­ri­mihetsika isan’ny goavana indrindra aty Afrika ary sangany eran-tany. Isaky ny 2 ta­o­na no hanatanterahana azy […]