Efa nampiomana. Niray feo ireo mpitarika sasany eo anivon’ny antoko TGV, ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra fa hohamafisina ny fanohanana tsy misy fepetra ny filoha Rajoelina Andry. Nanterin’izy ireo fa mpanorina ny antoko ny filoha ary manana ny vina sy ny veliranony ka tohanan’izy ireo izany. “Antoko matanjaka sy miray […]
Other News
Fatin-jazakely natsingevan’ny rano : hita afakomaly ireo ray aman-dreniny
Tanterahina anio ny fandevenana an’ilay zazavavikely fito taona hita faty teny amin’ny reniranon’i Sisaony, fokontany Ampefiloha, kaominina Fiadanana, distrikan’Ambohidratrimo ny alahady teo. Fantatra ihany koa fa avy eny Anosizato ny ray aman-dreniny ary tonga naka ilay nofo mangatsiaka teny amin’ny CSB II Ampangabe, ny alatsinainy teo. Hatreto, tsy mbola misy […]
Mpikarama an’ady « Wagner » : mila mailo hatrany i Madagasikara
Manamafy ny tsy fisian’ny mpikarama an’ady rosianina « Wagner », ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, ny Jeneraly Rakotonirina Léon Richard, omaly. « Mila mailo hatrany anefa i Madagasikara », hoy izy. Nitondra fanazavana momba ny resaka mpikarama an’ady rosianina “Wagner ” ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard, omaly […]
Samy tomponandraikitra
Raha ny fivoaran’ny toetr’andro ratsy, efa manambana antsika mianakavy ny loza maro isan-karazany, ateraky ny ora-mikija. Mbola tsy rivodoza akory aza omaly, efa dibo-drano ny tao Toamasina an-tampon-tanàna. Toraka izany ny any amin’ny faritra Sava, izay efa nakatona ny sekoly sasantsasany ho fisorohana ny voina mety hanjo ny ankizy. Samy […]
Kamiao voatafika : voarasa antsy ny mpamily sy ny mpanampy azy
Nanararaotra ny tsy fahatomombanan’ny kamiao lehibe iray nandalo teny amin’ny lalam-pirenena fahafito ny dahalo, teo amin’ny PK 268 + 50 m, tao Ambalamanakana, omaly maraina. Maty tampoka teny an-dalana ity fiarabe ity ka voatery nijanona nanala ny alina ny mpamily sy ny mpanampy azy. Tamin’ny 1 ora sy sasany maraina […]






