Vita sonia teny Ambohijanaka, afakomaly, ny fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ ny Samifin sy ny holafitry ny mpahay kaonty (expert comptable). “Mikirakira kaontin’ny manan-draharaha ao aminy no ataon’ny mpahay kaonty. Koa raha mahita zavatra manaitra azy mety ho famotsiam-bola na famatsiam-bola asa fampihorohoroana izy, mankany amin’ny manan-draharaha aminy manontany izany”, hoy ny […]
Other News
Fanavaozana lisi-pifidianana : azo hahemotra ny fe-potoana fanisana mpifidy
“Vinavina no nanaovana ny daty 31 desambra, fe-potoana fanisana mpifidy. Hatao raha hita hoe tokony hahemotra kely io daty io, fa tsy misy lalàna hoe tsy maintsy 31 desambra no hamaranana ny fanisana mpifidy.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène Retaf, taorian’ny fihaonany tamin’ny mpandrindra maharitry ny Firenena […]
Olan’ny Antenimierandoholona : nanolo-kevitra ny minisitry ny Fitantanam-bola
“Rehefa nisy ny fangatahana vola fanampiana, matetika ny hanaovana fandaminana anatiny no soso-kevitra arosonay. Ny vola efa ao anatiny ihany no halamina amin’ ny tsy fahampian’ny vola eo an-tanana : kaonty atsy, afindra aroa”, hoy ny minisitry ny Toakerana sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Taorian’ny fifampiresahana tamin’ireo mpiasa eo […]
Andrianainarivelo Hajo : “Fomba fisainana ny fitsinjaram-pahefana…”
“Zava-dehibe ny fametrahana politika sahy sy mazava ary hentitra ho an’ny fampandrosoana ary hitondrana fanavaozana ho an’ny firenena”, hoy ny filoha nasionalin’ ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, omaly teny Ankatso. Namelabelatra tamin’ireo mpianatra sosiolojia, taona fahatelo ny lohahevitra «Ny olana eo amin’ny rafitra politika sy ny fampandrosoana eto Madagasikara”, ny tenany […]
Olana samihafa eto amin’ny firenena : maro ireo depiote tsy faly amin’ny governemanta
Hiaka-dapa eny Tsimbazaza ireo mpikamban’ny governemanta, ny alakamisy sy zoma izao. Hifanatrika amin’ireo depiote izy ireo amin’izany, araka ny fandaharam-potoana amin’ny lahadinika. Hangotraka ny fihaonana eo amin’ny roa tonta.. Efa nandrangaranga ny hanangona sonian’ireo solombavambahoaka ny depiote Raholdina Naivo, ny herinandro teo manoloana ny fomba fiasan’ny minisitry ny Fitsarana sy […]






