Other News

Sosialim-bahoaka : vontoatin’ny fihaonan’ny filoha Rajoelina sy ny Banky iraisam-pirenena

Mitsidika eto amintsika ny filoha lefitry ny Banky Iraisam-pirenena ho an’ny faritra Afrika Atsinanana sy Atsimo, Victoria Kwakwa. Noraisin’ny filoha Rajoelina Andry teny Iavoloha ny tenany sy ireo delegasiona niaraka taminy. Nanaovana jery todika ireo seha-piaraha-miasa eo amin’ny Banky Iraisam-pirenena sy Madagasikara. An­isan’izany foto-drafitrasa toy ny lalana, ny fanabeazana, ny […]

Mila fiaraha-mientana !

Resabe tato anatin’ny andro vitsy ny fiparitahan’ny sary eny amin’ny tambajotran-tserasera, mahakasika ny mpanakanto mampirantiranty fitombenana sy manao fihetsika « mamoafady ». Maro ny tafintohina, saingy betsaka ihany koa ny niaro ireny mpanakanto ireny. Andaniny, misy ny milaza fa mandala ny soatoavina sy ny hasina maha Malagasy ka manankiana tsotra izao ireo […]

Soavimasoandro : mpamaky trano tratra

Voasambotry ny polisy omaly tokony ho tamin’ny 05 ora maraina teo ny rangahy iray avy namaky trano tetsy So­avimasoandro. Tratra am­bo­diomby ity jiolahy ity ka noraisim-potsiny. Saron’ireo polisy mpanao fisafoana teny an-toerana tokoa izy niaraka tamin’ireo entana halatra maro isan-karazany. Mbola hita teny aminy ny “amplificateur” miisa roa, “table de […]

Tafaverina ny omby : dahalo iray voasambotra

Tafaverin’ireo miaramila miasa ao Belo Tsiribihina, om­aly, ireo omby voaroban’ ny dahalo tao Bemahasoa, kaominina Bezezika distri­kan’i Mahabo. Voasambotra nandritra izay koa ny dahalo iray isan’ireo nandroba ireo omby miisa 38 isa. Azo ihany koa ny basy nampiasainy. Taorian’izay, natolotra an’ireo zandary mpanao famotorana ity malaso ity. Ankoatra izay, nitrangana […]