Tovolahy iray tsy ampy taona no nigadra rehefa avy niantsena tamin’ny vola sandoka teny Sabotsy Namehana. “Avy any ambanivohitr’Analavory ity tovolahy ity ka niakatra eto an-drenivohitra nitady hamelomana ireo fianakaviany”, hoy ny loharanom-baovao iray. Tsy nahavelona azy eni-mianaka intsony ny rainy ka nanampy azy nitady vola ity zanany. Nanofa trano […]
Other News
Raharaha “Malama” : Nahemotra ny fitsarana
Voaantso teny amin’ny fitsarana Anosy i Mahery Lanto Manandafy (Malama) omaly maraina. Ny raharaha mikasika ny famoaham-baovao tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera, momba ilay vazaha (Olivier Blancard) mpamatsy bala ny dahalo ity niakarany fitsarana ity. Tsy tonga teny an-toerana io vazaha nitory azy io satria tsy nahavoaray ny fiantsoana azy, raha ny […]
Vehivavy novonoina: voaheloka 15 taona an-tranomaizina ilay nahavanon-doza
Miverina karohina indray ilay raim-pianakaviana nahazo fahafahana vonjimaika ny taona 2020 taorian’ny voka-pitsarana azy tao Toamasina, omaly. Voaheloka tamina raharaha fanolanana niharo vono olona izy. Niakatra fitsarana ireo fito mianadahy voarohirohy tamin’ny raharaha fanolanana niafara tamin’ny vono olona tao Antsatokomby fokotany Andilana kominina ambanivohitra Saranambana disitrikan’ i Fenoarivo atsinanana faritra […]
Industrialisation: Madagascar a pris du retard
Madagascar a pris du retard en matière d’industrialisation ! « Le constat est simple : nous ne produisons pas assez et nous importons trop », a soulevé Edgard Razafindravahy, ministre de l’Industrialisation, du Commerce et de la Consommation (MICC), à l’occasion de la célébration de la Journée de l’Industrialisation en Afrique (JIA), hier […]
Net Zéro Carbone: Empreinte verte pour Orange Madagascar
Orange Madagascar est pleinement engagé dans la lutte contre le réchauffement climatique. L’opérateur en télécommunication ambitionne d’être « Net Zéro Carbone » à l’horizon 2040. Frédéric Debord, directeur général d’orange Madagascar, a présenté à la presse hier à Ankorondrano les grandes lignes des engagements pris par l’opérateur en matière de lutte contre […]






