Other News

Imerintsiatosika: deux maisons prises d’assaut

L’insécurité gagne du terrain dans la commune d’Imerintsiatosika depuis quelques semaines. Après le braquage survenu il y a quelques jours à Miadampaonina, un autre s’est produit dans la nuit d’avant-hier à Antsetsindranovato. Pas moins d’une dizaine d’individus armés ont perpétré cet acte, d’après une source locale. Ils se sont introduits […]

Beparasy Ankazondandy: « Mbola miriaria any ny mpanimba ny ala », hoy ny fokonolona

Misaotra ny tompon’andraikitry ny fitsarana rehetra ny fokonolona ifotony any amin’ny kaominina  Beparasy Ankazondandy, distrika Moramanga, namoaka ny didim-pitsarana, nivoaka ny 18 novambra teo, nanameloka ireo olona voamarina fa namono nahafaty ny filohan’ny VOI Mialo, Rakotoarisoa Henri, ny 2 jona 2022. Isaoran’izy ireo koa ny firaisamonim-pirenena AVG, niantoka ny mpisolovava, […]

WWF: mananika ny 70% ny fanjavonan’ireo bibidia

Manjavona tsikelikely vokatry ny fahapotehan’ny tontolo iainana ny 70%-n’ny bibidia maneran-tany nanomboka ny taona 1970 araka ny tatitra planeta velona 2022 avy amin’ny WWF.  « Mitaky ezaka avy amin’ny tsirairay indrindra avy amin’ireo vondron’olona ifotony ny fiarovana ireo biby ireo », araka ny nambaran’ny talen’ny WWF eto Madagasikara, Nanie Ratsifandrihamanana omaly. Mila […]